Al-Baqarah · 239/286
Fandikana Fanononana — Al-Baqarah
فَإِنْ خِفْتُمْ فَرِجَالًا أَوْ رُكْبَانًا ۖ فَإِذَا أَمِنتُمْ فَاذْكُرُوا اللَّهَ كَمَا عَلَّمَكُم مَّا لَمْ تَكُونُوا تَعْلَمُونَ ۝٢٣٩
Fa in khiftum farijaalan aw rukbaanan fa izaaa amintum fazkurul laaha kamaa `allamakum maa lam takoonoo ta`lamoon
📖 Dikany Malagasy
Fa raha matahotra ianareo , dia tanterahonareo am-pandehanana na am-pitaingenana (ny Soalat), fa rehefa milamina ianareo dia tsarovinareo Allah, tahaka ny nampianarany anareo tamin’ny fotoana mbola tsy nahalalanareo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 237-241 — Al-Baqarah

237وَإِن طَلَّقْتُمُوهُنَّ مِن قَبْلِ أَن تَمَسُّوهُنَّ وَقَدْ فَرَضْتُمْ لَهُنَّ فَرِيضَةً فَنِصْفُ مَا فَرَضْتُمْ إِلَّا أَن يَعْفُونَ أَوْ يَعْفُوَ الَّذِي بِيَدِهِ عُقْدَةُ النِّكَاحِ ۚ وَأَن تَعْفُوا أَقْرَبُ لِلتَّقْوَىٰ ۚ وَلَا تَنسَوُا الْفَضْلَ بَيْنَكُمْ ۚ إِنَّ اللَّهَ بِمَا تَعْمَلُونَ بَصِيرٌ
Ary raha nisarahanareo izy ireo talohan’ny nikasihanareo (firaisana ara-nofo) azy ka efa noferanareo ny Mahary, dia atolorinareo azy ireo ny antsasak’izay efa noferanareo, afa-tsy hoe nandefitra izy ireo (vehivavy), na koa namela izany izay niantsoroka ny fahavitan’ny fanambadiana (lehilahy). ary ny famelana dia manakaiky indrindra ny fahatahorana (an’i Allah), ary aza manadino ny tsara izay nifanaovanareo ianareo. tena marina fa Allah dia mahita izay rehetra ataonareo.
238حَافِظُوا عَلَى الصَّلَوَاتِ وَالصَّلَاةِ الْوُسْطَىٰ وَقُومُوا لِلَّهِ قَانِتِينَ
Aoka ianareo hitandro mandrakariva ireo vavaka fanompoana (soalat), indrindra ny vavaka fanompoana afovoany ; ary mitsangana amim-panetrentena eo anatrehan’Allah ianareo.
239فَإِنْ خِفْتُمْ فَرِجَالًا أَوْ رُكْبَانًا ۖ فَإِذَا أَمِنتُمْ فَاذْكُرُوا اللَّهَ كَمَا عَلَّمَكُم مَّا لَمْ تَكُونُوا تَعْلَمُونَ
Fa raha matahotra ianareo , dia tanterahonareo am-pandehanana na am-pitaingenana (ny Soalat), fa rehefa milamina ianareo dia tsarovinareo Allah, tahaka ny nampianarany anareo tamin’ny fotoana mbola tsy nahalalanareo.
240وَالَّذِينَ يُتَوَفَّوْنَ مِنكُمْ وَيَذَرُونَ أَزْوَاجًا وَصِيَّةً لِّأَزْوَاجِهِم مَّتَاعًا إِلَى الْحَوْلِ غَيْرَ إِخْرَاجٍ ۚ فَإِنْ خَرَجْنَ فَلَا جُنَاحَ عَلَيْكُمْ فِي مَا فَعَلْنَ فِي أَنفُسِهِنَّ مِن مَّعْرُوفٍ ۗ وَاللَّهُ عَزِيزٌ حَكِيمٌ
Ary ireo izay nindaosin’ny fahafatesana taminareo, ka namela ireo vady andefimandriny, dia tokony hametraka hafatra mba ho fitsinjovana ireny vehivavy mananon-tena ireny, ka tsy handroaka azy amin’ny trano misy azy hatramin’ny iray taona katroka. Kanefa raha izy ireny kosa no mandeha an-tsitrapo, dia tsy mahakasika anareo intsony izay ataon’izy ireny amimpahamendrehana eo amin’ny fiainany. Ary Allah no Tsitoha sy be fahendrena.
241وَلِلْمُطَلَّقَاتِ مَتَاعٌ بِالْمَعْرُوفِ ۖ حَقًّا عَلَى الْمُتَّقِينَ
Ary ho an’ireo vehivavy misara-bady dia zony ny hahazo vatsy am-pahamendrehana adidy ho an’ireo manam-pahatahorana izany.
Al-BaqarahFizahan-takila Koraña
286Andininy
MedinanRevelation
239Andininy

Fandikana — Al-Baqarah 239

Surah Al-Baqarah Andininy 239 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Fa raha matahotra ianareo , dia tanterahonareo am-pandehanana na am-pitaingenana…

Surah Andininy 239/286 — Al-Baqarah البقرة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Baqarah Henoy, Al-Baqarah Fandikana, Al-Baqarah mp3, Al-Baqarah pdf. Andininy 237–241. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers