Al-Anbiya · 80/112
Fandikana Fanononana — Al-Anbiya
وَعَلَّمْنَاهُ صَنْعَةَ لَبُوسٍ لَّكُمْ لِتُحْصِنَكُم مِّن بَأْسِكُمْ ۖ فَهَلْ أَنتُمْ شَاكِرُونَ ۝٨٠
Wa `allamanaahu san`ata laboosil lakum lituhsinakum mim baasikum fahal antum shaakiroon
📖 Dikany Malagasy
Ary nampianarinay azy ny fanamboarana akanjo vy ho anareo mba hahafahanareo miaro tena amin’ny ady ataonareo. Moa ve ho mpankasitraka ianareo ?
🎧 Henoy

📜 Andininy 78-82 — Al-Anbiya

78وَدَاوُودَ وَسُلَيْمَانَ إِذْ يَحْكُمَانِ فِي الْحَرْثِ إِذْ نَفَشَتْ فِيهِ غَنَمُ الْقَوْمِ وَكُنَّا لِحُكْمِهِمْ شَاهِدِينَ
Ary i Davida sy i Salomona, raha izy roa ireo nitsara mahakasika ny tany voavoly izay nandehanan’ny ondrin’ny vahoaka, niraoka voly tao amin’izany (tamin’ny alina). Ary vavolombelona tamin’ny fitsaran’izy ireo Izahay.
79فَفَهَّمْنَاهَا سُلَيْمَانَ ۚ وَكُلًّا آتَيْنَا حُكْمًا وَعِلْمًا ۚ وَسَخَّرْنَا مَعَ دَاوُودَ الْجِبَالَ يُسَبِّحْنَ وَالطَّيْرَ ۚ وَكُنَّا فَاعِلِينَ
Nampahafantarinay an’i Salomona izany. Ary samy nomenay fahendrena hitsara sy fahalalana avokoa izy roa. Ary nataonay hiaraka hidera (ny Voninahitray) amin’i Davida ireo tendrombohitra sy ny voro-manidina. Ary Izahay tokoa no nanao izany.
80وَعَلَّمْنَاهُ صَنْعَةَ لَبُوسٍ لَّكُمْ لِتُحْصِنَكُم مِّن بَأْسِكُمْ ۖ فَهَلْ أَنتُمْ شَاكِرُونَ
Ary nampianarinay azy ny fanamboarana akanjo vy ho anareo mba hahafahanareo miaro tena amin’ny ady ataonareo. Moa ve ho mpankasitraka ianareo ?
81وَلِسُلَيْمَانَ الرِّيحَ عَاصِفَةً تَجْرِي بِأَمْرِهِ إِلَى الْأَرْضِ الَّتِي بَارَكْنَا فِيهَا ۚ وَكُنَّا بِكُلِّ شَيْءٍ عَالِمِينَ
(Ary nataonay) teo ambany fifehezan’i Salomona ny rivo-mahery izay mitsoka araka ny baikony mankany amin’ny tany izay misy fahasoavana avy Aminay. Izahay no mpahalala ny zava-drehetra.
82وَمِنَ الشَّيَاطِينِ مَن يَغُوصُونَ لَهُ وَيَعْمَلُونَ عَمَلًا دُونَ ذَٰلِكَ ۖ وَكُنَّا لَهُمْ حَافِظِينَ
Ary misy amin’ireo Satana no misitrika (any an-dranomasina) miasa ho azy, ary manao asa hafa ankoatr'izany, Ary marina fa Izahay ihany no mpiaro azy ireny.
Al-AnbiyaFizahan-takila Koraña
112Andininy
MeccanRevelation
80Andininy

Fandikana — Al-Anbiya 80

Surah Al-Anbiya Andininy 80 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary nampianarinay azy ny fanamboarana akanjo vy ho anareo mba…

Surah Andininy 80/112 — Al-Anbiya الأنبياء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Anbiya Henoy, Al-Anbiya Fandikana, Al-Anbiya mp3, Al-Anbiya pdf. Andininy 78–82. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers