Al-Mu'minun · 1/118
Fandikana Fanononana — Al-Mu'minun
قَدْ أَفْلَحَ الْمُؤْمِنُونَ ۝١
Qad aflahal mu`minoon
📖 Dikany Malagasy
Tena sambatra tokoa ireo mpino.
🎧 Henoy

📜 Andininy 1-3 — Al-Mu'minun

1قَدْ أَفْلَحَ الْمُؤْمِنُونَ
Tena sambatra tokoa ireo mpino.
2الَّذِينَ هُمْ فِي صَلَاتِهِمْ خَاشِعُونَ
Ireo izay manetri-tena amin’ny Soalat (vavaka) ataon’izy ireo.
3وَالَّذِينَ هُمْ عَنِ اللَّغْوِ مُعْرِضُونَ
Sy ireo izay manalavitra ny rendrarendra.
Al-Mu'minunFizahan-takila Koraña
118Andininy
MeccanRevelation
1Andininy

Fandikana — Al-Mu'minun 1

Surah Al-Mu'minun Andininy 1 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tena sambatra tokoa ireo mpino.

Surah Andininy 1/118 — Al-Mu'minun المؤمنون (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Mu'minun Henoy, Al-Mu'minun Fandikana, Al-Mu'minun mp3, Al-Mu'minun pdf. Andininy 1–3. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers