Al-Waqi'ah · 31/96
Fandikana Fanononana — Surah Al-Waqi'ah
وَمَاءٍ مَّسْكُوبٍ ۝٣١
Wa maaa`im maskoob
📖 Dikany Malagasy
Eo amin’ny rano mikoriana lalandava.

🎧 Henoy


📜 Andininy 29-33 — Surah Al-Waqi'ah

29وَطَلْحٍ مَّنضُودٍ
Ary ho eo amin’ireo fototr’akondro misy lafiny vaventy.
30وَظِلٍّ مَّمْدُودٍ
Ao anaty aloka midadasika.
31وَمَاءٍ مَّسْكُوبٍ
Eo amin’ny rano mikoriana lalandava.
32وَفَاكِهَةٍ كَثِيرَةٍ
Sy voankazo sesehena.
33لَّا مَقْطُوعَةٍ وَلَا مَمْنُوعَةٍ
Izay tsy misy fitsaharany na koa fandrarana.
Al-Waqi'ahFizahan-takila Koraña
96Andininy
MeccanRevelation
31Andininy

Fandikana — Al-Waqi'ah 31

Surah Al-Waqi'ah Andininy 31 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Eo amin’ny rano mikoriana lalandava.

Surah Andininy 31/96 — Surah Al-Waqi'ah الواقعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Waqi'ah Henoy, Surah Al-Waqi'ah Fandikana, Surah Al-Waqi'ah mp3, Surah Al-Waqi'ah pdf. Andininy 29–33. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers