Al-A'raf · 206/206
Fandikana Fanononana — Al-A'raf
إِنَّ الَّذِينَ عِندَ رَبِّكَ لَا يَسْتَكْبِرُونَ عَنْ عِبَادَتِهِ وَيُسَبِّحُونَهُ وَلَهُ يَسْجُدُونَ ۩ ٢٠٦
Transliteration
Innal lazeena `inda Rabbika laa yastakbiroona `an `ibaadatihee wa yusabbihoonahoo wa lahoo yasjudoon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Marina fa ireo izay anatrehan’ny Tomponao (ireo Anjely) dia tsy manambony tena amin’ny fanompoana Azy. Ary midera ny voninahiny sy miankohoka Aminy izy ireo.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 204-206 — Al-A'raf
204وَإِذَا قُرِئَ الْقُرْآنُ فَاسْتَمِعُوا لَهُ وَأَنصِتُوا لَعَلَّكُمْ تُرْحَمُونَ
Ary rehefa vakiana ny Kor’any dia mihainoa tsara ianareo ary hajao ny fahanginana, angamba hahazo ny famindram-po ianareo.
205وَاذْكُر رَّبَّكَ فِي نَفْسِكَ تَضَرُّعًا وَخِيفَةً وَدُونَ الْجَهْرِ مِنَ الْقَوْلِ بِالْغُدُوِّ وَالْآصَالِ وَلَا تَكُن مِّنَ الْغَافِلِينَ
Ary tsarovy ny Tomponao ao amin’ny tenanao, amim-panetre-tena sy amim-patahorana, ary tsy amin’ny feo avo, amin’ny maraina sy hariva, ary aoka ianao tsy anisan’ireo variana.
206إِنَّ الَّذِينَ عِندَ رَبِّكَ لَا يَسْتَكْبِرُونَ عَنْ عِبَادَتِهِ وَيُسَبِّحُونَهُ وَلَهُ يَسْجُدُونَ ۩
Marina fa ireo izay anatrehan’ny Tomponao (ireo Anjely) dia tsy manambony tena amin’ny fanompoana Azy. Ary midera ny voninahiny sy miankohoka Aminy izy ireo.
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
206Andininy
Fandikana — Al-A'raf 206
Surah Al-A'raf Andininy 206 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Marina fa ireo izay anatrehan’ny Tomponao (ireo Anjely) dia tsy…Surah Andininy 206/206 — Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-A'raf Henoy, Al-A'raf Fandikana, Al-A'raf mp3, Al-A'raf pdf. Andininy 204–206. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








