Al-A'raf · 205/206
Fandikana Fanononana — Al-A'raf
وَاذْكُر رَّبَّكَ فِي نَفْسِكَ تَضَرُّعًا وَخِيفَةً وَدُونَ الْجَهْرِ مِنَ الْقَوْلِ بِالْغُدُوِّ وَالْآصَالِ وَلَا تَكُن مِّنَ الْغَافِلِينَ ۝٢٠٥
Wazkur Rabbaka fee nafsika tadarru`anw wa kheefatanw wa doonal jahri minal qawli bilghuduwwi wal aasali wa laa takum minal ghaafileen
📖 Dikany Malagasy
Ary tsarovy ny Tomponao ao amin’ny tenanao, amim-panetre-tena sy amim-patahorana, ary tsy amin’ny feo avo, amin’ny maraina sy hariva, ary aoka ianao tsy anisan’ireo variana.
🎧 Henoy

📜 Andininy 203-206 — Al-A'raf

203وَإِذَا لَمْ تَأْتِهِم بِآيَةٍ قَالُوا لَوْلَا اجْتَبَيْتَهَا ۚ قُلْ إِنَّمَا أَتَّبِعُ مَا يُوحَىٰ إِلَيَّ مِن رَّبِّي ۚ هَٰذَا بَصَائِرُ مِن رَّبِّكُمْ وَهُدًى وَرَحْمَةٌ لِّقَوْمٍ يُؤْمِنُونَ
Ary raha tsy mitondra fahagagana amin’izy ireo ianao dia miteny izy ireo manao hoe : “Nahoana no tsy noforoninao izany ?” Teneno hoe : “Tsy manaraka aho afa-tsy ny fanambarana izay nalefa tamiko avy amin’ny Tompoko”. Izany dia porofo mazava avy amin’ny Tomponareo sy tari-dàlana ary famindram-pò ho an’ny vahoaka mino.
204وَإِذَا قُرِئَ الْقُرْآنُ فَاسْتَمِعُوا لَهُ وَأَنصِتُوا لَعَلَّكُمْ تُرْحَمُونَ
Ary rehefa vakiana ny Kor’any dia mihainoa tsara ianareo ary hajao ny fahanginana, angamba hahazo ny famindram-po ianareo.
205وَاذْكُر رَّبَّكَ فِي نَفْسِكَ تَضَرُّعًا وَخِيفَةً وَدُونَ الْجَهْرِ مِنَ الْقَوْلِ بِالْغُدُوِّ وَالْآصَالِ وَلَا تَكُن مِّنَ الْغَافِلِينَ
Ary tsarovy ny Tomponao ao amin’ny tenanao, amim-panetre-tena sy amim-patahorana, ary tsy amin’ny feo avo, amin’ny maraina sy hariva, ary aoka ianao tsy anisan’ireo variana.
206إِنَّ الَّذِينَ عِندَ رَبِّكَ لَا يَسْتَكْبِرُونَ عَنْ عِبَادَتِهِ وَيُسَبِّحُونَهُ وَلَهُ يَسْجُدُونَ ۩
Marina fa ireo izay anatrehan’ny Tomponao (ireo Anjely) dia tsy manambony tena amin’ny fanompoana Azy. Ary midera ny voninahiny sy miankohoka Aminy izy ireo.
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
205Andininy

Fandikana — Al-A'raf 205

Surah Al-A'raf Andininy 205 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary tsarovy ny Tomponao ao amin’ny tenanao, amim-panetre-tena sy amim-patahorana,…

Surah Andininy 205/206 — Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-A'raf Henoy, Al-A'raf Fandikana, Al-A'raf mp3, Al-A'raf pdf. Andininy 203–206. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers