An-Nahl · 2/128
Fandikana Fanononana — Surah An-Nahl
يُنَزِّلُ الْمَلَائِكَةَ بِالرُّوحِ مِنْ أَمْرِهِ عَلَىٰ مَن يَشَاءُ مِنْ عِبَادِهِ أَنْ أَنذِرُوا أَنَّهُ لَا إِلَٰهَ إِلَّا أَنَا فَاتَّقُونِ ٢
Transliteration
Yunazzilul malaaa `ikata birroohi min amrihee `alaa mai yashaaa`u min `ibaadiheee an anzirooo annahoo laaa ilaaha illaaa ana fattaqoon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Mampidina ireo Anjely miaraka amin’ny fanambarana Izy, avy amin’ny baikony, ho an’izay sitrany amin’ireo mpanompony : “ Ampitandremonareo fa tsy misy Zanahary hafa ankoatra Ahy. Koa matahora Ahy àry Ianareo ”.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 1-4 — Surah An-Nahl
1أَتَىٰ أَمْرُ اللَّهِ فَلَا تَسْتَعْجِلُوهُ ۚ سُبْحَانَهُ وَتَعَالَىٰ عَمَّا يُشْرِكُونَ
Tonga ny didin’i Allah ! Ka aoka tsy ho maika amin’izany Ianareo. Voninahitra anie ho Azy ! ilay Avo indrindra amin’izay atambatr’izy ireo Aminy.
2يُنَزِّلُ الْمَلَائِكَةَ بِالرُّوحِ مِنْ أَمْرِهِ عَلَىٰ مَن يَشَاءُ مِنْ عِبَادِهِ أَنْ أَنذِرُوا أَنَّهُ لَا إِلَٰهَ إِلَّا أَنَا فَاتَّقُونِ
Mampidina ireo Anjely miaraka amin’ny fanambarana Izy, avy amin’ny baikony, ho an’izay sitrany amin’ireo mpanompony : “ Ampitandremonareo fa tsy misy Zanahary hafa ankoatra Ahy. Koa matahora Ahy àry Ianareo ”.
3خَلَقَ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضَ بِالْحَقِّ ۚ تَعَالَىٰ عَمَّا يُشْرِكُونَ
Nahary ireo lanitra sy ny tany am-pahamarinana Izy. Ambony noho izay atambatr’izy ireo Aminy Izy.
4خَلَقَ الْإِنسَانَ مِن نُّطْفَةٍ فَإِذَا هُوَ خَصِيمٌ مُّبِينٌ
Nahary ny Olombelona amin’ny alalan’ny ranon’aina indray mitete Izy, ka indro lasa mpifanohitra miharihary (amin’ny Tompony) Izy.
An-NahlFizahan-takila Koraña
128Andininy
MeccanRevelation
2Andininy
Fandikana — An-Nahl 2
Surah An-Nahl Andininy 2 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Mampidina ireo Anjely miaraka amin’ny fanambarana Izy, avy amin’ny baikony,…Surah Andininy 2/128 — Surah An-Nahl النحل (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Nahl Henoy, Surah An-Nahl Fandikana, Surah An-Nahl mp3, Surah An-Nahl pdf. Andininy 1–4. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Monday, September 7, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








