An-Nahl · 1/128
Fandikana Fanononana — Surah An-Nahl
أَتَىٰ أَمْرُ اللَّهِ فَلَا تَسْتَعْجِلُوهُ ۚ سُبْحَانَهُ وَتَعَالَىٰ عَمَّا يُشْرِكُونَ ۝١
Ataaa amrullaahi falaa tasta`jilooh; Subhaanahoo wa Ta`aalaa `ammaa yushrikoon
📖 Dikany Malagasy
Tonga ny didin’i Allah ! Ka aoka tsy ho maika amin’izany Ianareo. Voninahitra anie ho Azy ! ilay Avo indrindra amin’izay atambatr’izy ireo Aminy.

🎧 Henoy


📜 Andininy 1-3 — Surah An-Nahl

1أَتَىٰ أَمْرُ اللَّهِ فَلَا تَسْتَعْجِلُوهُ ۚ سُبْحَانَهُ وَتَعَالَىٰ عَمَّا يُشْرِكُونَ
Tonga ny didin’i Allah ! Ka aoka tsy ho maika amin’izany Ianareo. Voninahitra anie ho Azy ! ilay Avo indrindra amin’izay atambatr’izy ireo Aminy.
2يُنَزِّلُ الْمَلَائِكَةَ بِالرُّوحِ مِنْ أَمْرِهِ عَلَىٰ مَن يَشَاءُ مِنْ عِبَادِهِ أَنْ أَنذِرُوا أَنَّهُ لَا إِلَٰهَ إِلَّا أَنَا فَاتَّقُونِ
Mampidina ireo Anjely miaraka amin’ny fanambarana Izy, avy amin’ny baikony, ho an’izay sitrany amin’ireo mpanompony : “ Ampitandremonareo fa tsy misy Zanahary hafa ankoatra Ahy. Koa matahora Ahy àry Ianareo ”.
3خَلَقَ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضَ بِالْحَقِّ ۚ تَعَالَىٰ عَمَّا يُشْرِكُونَ
Nahary ireo lanitra sy ny tany am-pahamarinana Izy. Ambony noho izay atambatr’izy ireo Aminy Izy.
An-NahlFizahan-takila Koraña
128Andininy
MeccanRevelation
1Andininy

Fandikana — An-Nahl 1

Surah An-Nahl Andininy 1 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tonga ny didin’i Allah ! Ka aoka tsy ho maika…

Surah Andininy 1/128 — Surah An-Nahl النحل (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Nahl Henoy, Surah An-Nahl Fandikana, Surah An-Nahl mp3, Surah An-Nahl pdf. Andininy 1–3. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers