Al-Qamar · 22/55
Fandikana Fanononana — Al-Qamar
وَلَقَدْ يَسَّرْنَا الْقُرْآنَ لِلذِّكْرِ فَهَلْ مِن مُّدَّكِرٍ ۝٢٢
Wa laqad yassamal Quraana liz zikri fahal mim muddakir
📖 Dikany Malagasy
Nataonay ho mora dinihina tokoa ny Koroany. Mba misy mieritreritra va ?
🎧 Henoy

📜 Andininy 20-24 — Al-Qamar

20تَنزِعُ النَّاسَ كَأَنَّهُمْ أَعْجَازُ نَخْلٍ مُّنقَعِرٍ
Nongotany tahaka ny vodin-kazona palma miala amin’ny vahany ny olona.
21فَكَيْفَ كَانَ عَذَابِي وَنُذُرِ
Manao ahona ny famaizako sy ny fampitandremako ?
22وَلَقَدْ يَسَّرْنَا الْقُرْآنَ لِلذِّكْرِ فَهَلْ مِن مُّدَّكِرٍ
Nataonay ho mora dinihina tokoa ny Koroany. Mba misy mieritreritra va ?
23كَذَّبَتْ ثَمُودُ بِالنُّذُرِ
Nataon’ireo Thamod ho lainga ny fampitandremana.
24فَقَالُوا أَبَشَرًا مِّنَّا وَاحِدًا نَّتَّبِعُهُ إِنَّا إِذًا لَّفِي ضَلَالٍ وَسُعُرٍ
Hoy izy ireo: “ Hanarak'olona avy eto amintsika ihany va isika ? Koa dia ho any amin’ny fahaverezana, sy ny hadalàna isika raha izany ".
Al-QamarFizahan-takila Koraña
55Andininy
MeccanRevelation
22Andininy

Fandikana — Al-Qamar 22

Surah Al-Qamar Andininy 22 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Nataonay ho mora dinihina tokoa ny Koroany. Mba misy mieritreritra…

Surah Andininy 22/55 — Al-Qamar القمر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Qamar Henoy, Al-Qamar Fandikana, Al-Qamar mp3, Al-Qamar pdf. Andininy 20–24. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers