Ar-Rahman · 45/78
Fandikana Fanononana — Ar-Rahman
فَبِأَيِّ ءَالَآءِ رَبِّكُمَا تُكَذِّبَانِ  ۝٤٥
Fabi ayyi aalaaa`i Rabbikumaa tukazzibaan
📖 Dikany Malagasy
Fa inona amin’ireo soa avy amin’ny Tomponareo àry no lavinareo ?
🎧 Henoy

📜 Andininy 43-47 — Ar-Rahman

43هَٰذِهِۦ جَهَنَّمُ ٱلَّتِي يُكَذِّبُ بِهَا ٱلۡمُجۡرِمُونَ 
Indro ny afobe izay nataon’ireo mpanao ratsy ho lainga .
44يَطُوفُونَ بَيۡنَهَا وَبَيۡنَ حَمِيمٍ ءَانٍ 
Hivezivezy eo amin’ny afo sy ny rano mangotraka tena mahamay izy ireo.
45فَبِأَيِّ ءَالَآءِ رَبِّكُمَا تُكَذِّبَانِ 
Fa inona amin’ireo soa avy amin’ny Tomponareo àry no lavinareo ?
46وَلِمَنۡ خَافَ مَقَامَ رَبِّهِۦ جَنَّتَانِ 
Ary ho an’izay matahotra ny hitsangana eo anatrehan’ny Tompony dia hahazo zaridaina roa izy.
47فَبِأَيِّ ءَالَآءِ رَبِّكُمَا تُكَذِّبَانِ 
Fa inona amin’ireo soa avy amin’ny Tomponareo àry no lavinareo ?
Ar-RahmanFizahan-takila Koraña
78Andininy
MedinanRevelation
45Andininy

Fandikana — Ar-Rahman 45

Surah Andininy 45/78 — Ar-Rahman الرحمن (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ar-Rahman Henoy, Ar-Rahman Fandikana, Ar-Rahman mp3, Ar-Rahman pdf. Andininy 43–47. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers