Al-Waqi'ah · 80/96
Fandikana Fanononana — Surah Al-Waqi'ah
تَنزِيلٌ مِّن رَّبِّ الْعَالَمِينَ ۝٨٠
Tanzeelum mir Rabbil`aalameen
📖 Dikany Malagasy
Fanambarana avy amin’ny Tompon’izao tontolo izao.

🎧 Henoy


📜 Andininy 78-82 — Surah Al-Waqi'ah

78فِي كِتَابٍ مَّكْنُونٍ
Ao anaty Boky voaaro tsara.
79لَّا يَمَسُّهُ إِلَّا الْمُطَهَّرُونَ
Ka izay voadio ihany no mikasika azy .
80تَنزِيلٌ مِّن رَّبِّ الْعَالَمِينَ
Fanambarana avy amin’ny Tompon’izao tontolo izao.
81أَفَبِهَٰذَا الْحَدِيثِ أَنتُم مُّدْهِنُونَ
Moa izany lahateny izany va no lazainareo ho lainga ?
82وَتَجْعَلُونَ رِزْقَكُمْ أَنَّكُمْ تُكَذِّبُونَ
Fomba hankasitrahanareo ny anjaram-pahasoavanareo ny filazanareo ny Koroany ho lainga ?
Al-Waqi'ahFizahan-takila Koraña
96Andininy
MeccanRevelation
80Andininy

Fandikana — Al-Waqi'ah 80

Surah Al-Waqi'ah Andininy 80 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Fanambarana avy amin’ny Tompon’izao tontolo izao.

Surah Andininy 80/96 — Surah Al-Waqi'ah الواقعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Waqi'ah Henoy, Surah Al-Waqi'ah Fandikana, Surah Al-Waqi'ah mp3, Surah Al-Waqi'ah pdf. Andininy 78–82. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers