Al-An'am · 48/165
Fandikana Fanononana — Al-An'am
وَمَا نُرْسِلُ الْمُرْسَلِينَ إِلَّا مُبَشِّرِينَ وَمُنذِرِينَ ۖ فَمَنْ آمَنَ وَأَصْلَحَ فَلَا خَوْفٌ عَلَيْهِمْ وَلَا هُمْ يَحْزَنُونَ ۝٤٨
Wa maa nursilul mursaleena illaa mubashshireena wa munzireena faman aamana wa aslaha falaa khawfun `alaihim wa laa hum yahzanoon
📖 Dikany Malagasy
Ary tsy mandefa ireo Iraka maro Izahay raha tsy ho Mpilaza vaovao mahafaly sy ho Mpampitandrina, ka izay mino sy manarina ny tenany dia tsy hisy tahotra ary tsy halahelo koa izy ireo.
🎧 Henoy

📜 Andininy 46-50 — Al-An'am

46قُلْ أَرَأَيْتُمْ إِنْ أَخَذَ اللَّهُ سَمْعَكُمْ وَأَبْصَارَكُمْ وَخَتَمَ عَلَىٰ قُلُوبِكُم مَّنْ إِلَٰهٌ غَيْرُ اللَّهِ يَأْتِيكُم بِهِ ۗ انظُرْ كَيْفَ نُصَرِّفُ الْآيَاتِ ثُمَّ هُمْ يَصْدِفُونَ
Teneno hoe : “Ahoana ny fahitanao? Raha esorin'I Allah ny fandrenesanareo sy ny fahitanareo ary hidiny ny fonareo, iza no Tompo ankoatr’I Allah no hamerina izany aminareo ?” Jereo, ahoana no hanazavanay ireo famantarana, nefa mbola mivily lalana ihany izy ireo.
47قُلْ أَرَأَيْتَكُمْ إِنْ أَتَاكُمْ عَذَابُ اللَّهِ بَغْتَةً أَوْ جَهْرَةً هَلْ يُهْلَكُ إِلَّا الْقَوْمُ الظَّالِمُونَ
Teneno hoe : “Ahoana ny fahitanareo raha tonga aminareo ny famaizan’I Allah na tampoka na ankarihary ? Iza moa no haringana raha tsy ireo vahoaka mpanao ny tsy rariny ihany
48وَمَا نُرْسِلُ الْمُرْسَلِينَ إِلَّا مُبَشِّرِينَ وَمُنذِرِينَ ۖ فَمَنْ آمَنَ وَأَصْلَحَ فَلَا خَوْفٌ عَلَيْهِمْ وَلَا هُمْ يَحْزَنُونَ
Ary tsy mandefa ireo Iraka maro Izahay raha tsy ho Mpilaza vaovao mahafaly sy ho Mpampitandrina, ka izay mino sy manarina ny tenany dia tsy hisy tahotra ary tsy halahelo koa izy ireo.
49وَالَّذِينَ كَذَّبُوا بِآيَاتِنَا يَمَسُّهُمُ الْعَذَابُ بِمَا كَانُوا يَفْسُقُونَ
Ary ireo izay milaza fa lainga ny fanambaranay dia hihatra amin’izy ireo ny famaizana nohon'ny fanaovan’izy ireo asa ratsy.
50قُل لَّا أَقُولُ لَكُمْ عِندِي خَزَائِنُ اللَّهِ وَلَا أَعْلَمُ الْغَيْبَ وَلَا أَقُولُ لَكُمْ إِنِّي مَلَكٌ ۖ إِنْ أَتَّبِعُ إِلَّا مَا يُوحَىٰ إِلَيَّ ۚ قُلْ هَلْ يَسْتَوِي الْأَعْمَىٰ وَالْبَصِيرُ ۚ أَفَلَا تَتَفَكَّرُونَ
Teneno hoe : “Izaho dia tsy miteny aminareo fa am-pelatanako ny harena sarobidin’I Allah, na koa mahalala ny zava-miafina aho ary tsy miteny aminareo koa fa Anjely aho, tsy manaraka afa-tsy ny fanambarana izay nalefa amiko aho”. Teneno hoe : “moa ve mitovy ny Jamba sy ny mahiratra ?. Tsy mba mandinika ve ianareo ?”.
Al-An'amFizahan-takila Koraña
165Andininy
MeccanRevelation
48Andininy

Fandikana — Al-An'am 48

Surah Al-An'am Andininy 48 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary tsy mandefa ireo Iraka maro Izahay raha tsy ho…

Surah Andininy 48/165 — Al-An'am الأنعام (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-An'am Henoy, Al-An'am Fandikana, Al-An'am mp3, Al-An'am pdf. Andininy 46–50. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers