Al-An'am · 49/165
Fandikana Fanononana — Al-An'am
وَالَّذِينَ كَذَّبُوا بِآيَاتِنَا يَمَسُّهُمُ الْعَذَابُ بِمَا كَانُوا يَفْسُقُونَ ۝٤٩
Wallazeena kazzaboo bi Aayaatinaa yamassuhumul `azaabu bimaa kaanoo yafsuqoon
📖 Dikany Malagasy
Ary ireo izay milaza fa lainga ny fanambaranay dia hihatra amin’izy ireo ny famaizana nohon'ny fanaovan’izy ireo asa ratsy.
🎧 Henoy

📜 Andininy 47-51 — Al-An'am

47قُلْ أَرَأَيْتَكُمْ إِنْ أَتَاكُمْ عَذَابُ اللَّهِ بَغْتَةً أَوْ جَهْرَةً هَلْ يُهْلَكُ إِلَّا الْقَوْمُ الظَّالِمُونَ
Teneno hoe : “Ahoana ny fahitanareo raha tonga aminareo ny famaizan’I Allah na tampoka na ankarihary ? Iza moa no haringana raha tsy ireo vahoaka mpanao ny tsy rariny ihany
48وَمَا نُرْسِلُ الْمُرْسَلِينَ إِلَّا مُبَشِّرِينَ وَمُنذِرِينَ ۖ فَمَنْ آمَنَ وَأَصْلَحَ فَلَا خَوْفٌ عَلَيْهِمْ وَلَا هُمْ يَحْزَنُونَ
Ary tsy mandefa ireo Iraka maro Izahay raha tsy ho Mpilaza vaovao mahafaly sy ho Mpampitandrina, ka izay mino sy manarina ny tenany dia tsy hisy tahotra ary tsy halahelo koa izy ireo.
49وَالَّذِينَ كَذَّبُوا بِآيَاتِنَا يَمَسُّهُمُ الْعَذَابُ بِمَا كَانُوا يَفْسُقُونَ
Ary ireo izay milaza fa lainga ny fanambaranay dia hihatra amin’izy ireo ny famaizana nohon'ny fanaovan’izy ireo asa ratsy.
50قُل لَّا أَقُولُ لَكُمْ عِندِي خَزَائِنُ اللَّهِ وَلَا أَعْلَمُ الْغَيْبَ وَلَا أَقُولُ لَكُمْ إِنِّي مَلَكٌ ۖ إِنْ أَتَّبِعُ إِلَّا مَا يُوحَىٰ إِلَيَّ ۚ قُلْ هَلْ يَسْتَوِي الْأَعْمَىٰ وَالْبَصِيرُ ۚ أَفَلَا تَتَفَكَّرُونَ
Teneno hoe : “Izaho dia tsy miteny aminareo fa am-pelatanako ny harena sarobidin’I Allah, na koa mahalala ny zava-miafina aho ary tsy miteny aminareo koa fa Anjely aho, tsy manaraka afa-tsy ny fanambarana izay nalefa amiko aho”. Teneno hoe : “moa ve mitovy ny Jamba sy ny mahiratra ?. Tsy mba mandinika ve ianareo ?”.
51وَأَنذِرْ بِهِ الَّذِينَ يَخَافُونَ أَن يُحْشَرُوا إِلَىٰ رَبِّهِمْ ۙ لَيْسَ لَهُم مِّن دُونِهِ وَلِيٌّ وَلَا شَفِيعٌ لَّعَلَّهُمْ يَتَّقُونَ
Ary ampitandremo amin’ny alalan’izany ireo izay matahotra ny havory eo anatrehan’ny Tompony, fa tsy manana mpiahy na mpanelanelana ankoatrany izy ireo. Angamba hanana fatahorana izy ireo.
Al-An'amFizahan-takila Koraña
165Andininy
MeccanRevelation
49Andininy

Fandikana — Al-An'am 49

Surah Al-An'am Andininy 49 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary ireo izay milaza fa lainga ny fanambaranay dia hihatra…

Surah Andininy 49/165 — Al-An'am الأنعام (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-An'am Henoy, Al-An'am Fandikana, Al-An'am mp3, Al-An'am pdf. Andininy 47–51. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers