Al-Haqqah · 51/52
Fandikana Fanononana — Surah Al-Haqqah
وَإِنَّهُ لَحَقُّ الْيَقِينِ ۝٥١
Wa innahoo lahaqqul yaqeen
📖 Dikany Malagasy
Ary izany no tena marina azo antoka.

🎧 Henoy


📜 Andininy 49-52 — Surah Al-Haqqah

49وَإِنَّا لَنَعْلَمُ أَنَّ مِنكُم مُّكَذِّبِينَ
Ary fantatray fa misy miampanga izany ho lainga aminareo.
50وَإِنَّهُ لَحَسْرَةٌ عَلَى الْكَافِرِينَ
Ary fahanenenana ho an’ireo tsy mpino tokoa izany.
51وَإِنَّهُ لَحَقُّ الْيَقِينِ
Ary izany no tena marina azo antoka.
52فَسَبِّحْ بِاسْمِ رَبِّكَ الْعَظِيمِ
Omeo voninahitra àry ny anaran’ny Tomponao, ilay Lehibe indrindra !
Al-HaqqahFizahan-takila Koraña
52Andininy
MeccanRevelation
51Andininy

Fandikana — Al-Haqqah 51

Surah Al-Haqqah Andininy 51 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary izany no tena marina azo antoka.

Surah Andininy 51/52 — Surah Al-Haqqah الحاقة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Haqqah Henoy, Surah Al-Haqqah Fandikana, Surah Al-Haqqah mp3, Surah Al-Haqqah pdf. Andininy 49–52. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers