Al-Haqqah · 50/52
Fandikana Fanononana — Surah Al-Haqqah
وَإِنَّهُ لَحَسْرَةٌ عَلَى الْكَافِرِينَ ۝٥٠
Wa innahu lahasratun `alal kaafireen
📖 Dikany Malagasy
Ary fahanenenana ho an’ireo tsy mpino tokoa izany.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 48-52 — Surah Al-Haqqah

48وَإِنَّهُ لَتَذْكِرَةٌ لِّلْمُتَّقِينَ
Hamafisina, fa fampahatsiarovana ho an’ireo vontom-pinoana izany.
49وَإِنَّا لَنَعْلَمُ أَنَّ مِنكُم مُّكَذِّبِينَ
Ary fantatray fa misy miampanga izany ho lainga aminareo.
50وَإِنَّهُ لَحَسْرَةٌ عَلَى الْكَافِرِينَ
Ary fahanenenana ho an’ireo tsy mpino tokoa izany.
51وَإِنَّهُ لَحَقُّ الْيَقِينِ
Ary izany no tena marina azo antoka.
52فَسَبِّحْ بِاسْمِ رَبِّكَ الْعَظِيمِ
Omeo voninahitra àry ny anaran’ny Tomponao, ilay Lehibe indrindra !
Al-HaqqahFizahan-takila Koraña
52Andininy
MeccanRevelation
50Andininy

Fandikana — Al-Haqqah 50

Surah Al-Haqqah Andininy 50 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary fahanenenana ho an’ireo tsy mpino tokoa izany.

Surah Andininy 50/52 — Surah Al-Haqqah الحاقة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Haqqah Henoy, Surah Al-Haqqah Fandikana, Surah Al-Haqqah mp3, Surah Al-Haqqah pdf. Andininy 48–52. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers