An-Nazi'at · 32/46
Fandikana Fanononana — Surah An-Nazi'at
وَالْجِبَالَ أَرْسَاهَا ۝٣٢
Wal jibala arsaaha
📖 Dikany Malagasy
Ary ireo tendrombohitra dia nataony andry iankinany;

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 30-34 — Surah An-Nazi'at

30وَالْأَرْضَ بَعْدَ ذَٰلِكَ دَحَاهَا
Ary ny tany kosa taorian'izany dia nataony midadasika,
31أَخْرَجَ مِنْهَا مَاءَهَا وَمَرْعَاهَا
ka avy taminy no namoahany ny rano sy ny kijana firaofanan'ny biby.
32وَالْجِبَالَ أَرْسَاهَا
Ary ireo tendrombohitra dia nataony andry iankinany;
33مَتَاعًا لَّكُمْ وَلِأَنْعَامِكُمْ
Mba hahasoa anareo sy ireo biby fiompinareo,
34فَإِذَا جَاءَتِ الطَّامَّةُ الْكُبْرَىٰ
rehefa ho tonga ny fikorontanana lehibe,
An-Nazi'atFizahan-takila Koraña
46Andininy
MeccanRevelation
32Andininy

Fandikana — An-Nazi'at 32

Surah An-Nazi'at Andininy 32 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary ireo tendrombohitra dia nataony andry iankinany;

Surah Andininy 32/46 — Surah An-Nazi'at النازعات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Nazi'at Henoy, Surah An-Nazi'at Fandikana, Surah An-Nazi'at mp3, Surah An-Nazi'at pdf. Andininy 30–34. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers