Surah Abasa amin'ny teny Arabo sy Malagasy
Vakio ny Surah Abasa miaraka amin'ny fandikana malagasy feno, fanononana ary feo fitononana. Dikan-teny isaky ny andininy. (42 Andininy — مكية). Abasa Henoy, Abasa Fandikana, Abasa mp3, Abasa pdf.Vakio sy Henoy ny Surah Abasa
🎧 Andininy
M
Mishary Rashid Alafasy
✓
Mishary Rashid Alafasy
✓
M
Mahmoud Khalil Al-Husary
✓
Mahmoud Khalil Al-Husary
✓
A
Abdurrahman As-Sudais
✓
Abdurrahman As-Sudais
✓
M
Mohamed Siddiq Al-Minshawi
✓
Mohamed Siddiq Al-Minshawi
✓
A
Abdul Basit Abdul Samad
✓
Abdul Basit Abdul Samad
✓
A
Ali Al-Hudhaify
✓
Ali Al-Hudhaify
✓
A
Ahmed ibn Ali al-Ajamy
✓
Ahmed ibn Ali al-Ajamy
✓
A
Abu Bakr Ash-Shaatree
✓
Abu Bakr Ash-Shaatree
✓
M
Muhammad Ayyoub
✓
Muhammad Ayyoub
✓
A
Abdullah Basfar
✓
Abdullah Basfar
✓
A
Abdullah Al-Juhani
✓
Abdullah Al-Juhani
✓
M
Maher Al Muaiqly
✓
Maher Al Muaiqly
✓
—
x1
وَمَا يُدْرِيكَ لَعَلَّهُ يَزَّكَّىٰ ٣
📖 Fandikana
Andininy 3
tsy fantatrao angamba izy tonga mba hanadio ny fanahiny! Sao dia mba misy fahatsampan-tena ao aminy,
أَوْ يَذَّكَّرُ فَتَنفَعَهُ الذِّكْرَىٰ ٤
📖 Fandikana
Andininy 4
Na koa mahatsapa tena izy amin'ny fahampatsiahivana,
وَأَمَّا مَن جَاءَكَ يَسْعَىٰ ٨
📖 Fandikana
Andininy 8
fa izay tonga nanantona anao am-pahavitrihana kosa,
كَلَّا إِنَّهَا تَذْكِرَةٌ ١١
📖 Fandikana
Andininy 11
Tsia! Aza manao toy izany intsony ianao! Raha ny tena marina ity dia fampahatsiahivana fotsiny ihany,
قُتِلَ الْإِنسَانُ مَا أَكْفَرَهُ ١٧
📖 Fandikana
Andininy 17
Loza anie ho an'izay olombelona mikomy ny amin'izany,
مِن نُّطْفَةٍ خَلَقَهُ فَقَدَّرَهُ ١٩
📖 Fandikana
Andininy 19
avy tamin'ny piti-dranon'aina no nahariana azy, ary avy eo dia nofaritany ny anjaran'io olona io,
ثُمَّ أَمَاتَهُ فَأَقْبَرَهُ ٢١
📖 Fandikana
Andininy 21
Dia nampandaloviny fahafatesana izy ary nalevina,
ثُمَّ إِذَا شَاءَ أَنشَرَهُ ٢٢
📖 Fandikana
Andininy 22
koa raha sitrak'I Allah dia mbola hatsangany amin'ny maty izy,
كَلَّا لَمَّا يَقْضِ مَا أَمَرَهُ ٢٣
📖 Fandikana
Andininy 23
Nefa indrisy! Fa tsy nanatanteraka ireo izay nandidiana azy izy!
فَلْيَنظُرِ الْإِنسَانُ إِلَىٰ طَعَامِهِ ٢٤
📖 Fandikana
Andininy 24
Aoka anefa ny olombelona handinika ireo sakafo fivelomany,
أَنَّا صَبَبْنَا الْمَاءَ صَبًّا ٢٥
📖 Fandikana
Andininy 25
nampidiniko ihany koa ny rano sesehena,
ثُمَّ شَقَقْنَا الْأَرْضَ شَقًّا ٢٦
📖 Fandikana
Andininy 26
Avy eo, nataoko mba hahavokatra ny tany,
مَّتَاعًا لَّكُمْ وَلِأَنْعَامِكُمْ ٣٢
📖 Fandikana
Andininy 32
mba hahasoa anareo sy ireo biby fiompinareo,
فَإِذَا جَاءَتِ الصَّاخَّةُ ٣٣
📖 Fandikana
Andininy 33
koa rehefa ho tonga ilay antso tsy hifandrenesana,
يَوْمَ يَفِرُّ الْمَرْءُ مِنْ أَخِيهِ ٣٤
📖 Fandikana
Andininy 34
amin'ny andro izay handosiran'olombelona ny rahalahiny,
لِكُلِّ امْرِئٍ مِّنْهُمْ يَوْمَئِذٍ شَأْنٌ يُغْنِيهِ ٣٧
📖 Fandikana
Andininy 37
ny olona tsirairay amin'izy ireo, amin'izay andro izay dia ny hahasoa ny tenany no himasoany.
وُجُوهٌ يَوْمَئِذٍ مُّسْفِرَةٌ ٣٨
📖 Fandikana
Andininy 38
hisy amin'izany andro izany ireo endrika feno hazavana,
وَوُجُوهٌ يَوْمَئِذٍ عَلَيْهَا غَبَرَةٌ ٤٠
📖 Fandikana
Andininy 40
ao koa anefa, amin'izay andro izay, ireo endrika mihosom-bovoka,
أُولَٰئِكَ هُمُ الْكَفَرَةُ الْفَجَرَةُ ٤٢
📖 Fandikana
Andininy 42
Izy ireo no tsy mpino sy tsy mataho-tody,
Vakio Surah Abasa Malagasy – Fandikana, Fanononana ary Feo
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers

