Abasa · 11/42
Fandikana Fanononana — Surah Abasa
كَلَّا إِنَّهَا تَذْكِرَةٌ ۝١١
Kalla innaha tazkirah
📖 Dikany Malagasy
Tsia! Aza manao toy izany intsony ianao! Raha ny tena marina ity dia fampahatsiahivana fotsiny ihany,

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 9-13 — Surah Abasa

9وَهُوَ يَخْشَىٰ
sady feno fahatahorana an'I Allah,
10فَأَنتَ عَنْهُ تَلَهَّىٰ
dia tsy noheverinao ny momba azy,
11كَلَّا إِنَّهَا تَذْكِرَةٌ
Tsia! Aza manao toy izany intsony ianao! Raha ny tena marina ity dia fampahatsiahivana fotsiny ihany,
12فَمَن شَاءَ ذَكَرَهُ
ka izay maniry izany dia hahatsiaro,
13فِي صُحُفٍ مُّكَرَّمَةٍ
izay voarakitra ao amin'ny takelaka manan-kaja,
AbasaFizahan-takila Koraña
42Andininy
MeccanRevelation
11Andininy

Fandikana — Abasa 11

Surah Abasa Andininy 11 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tsia! Aza manao toy izany intsony ianao! Raha ny tena…

Surah Andininy 11/42 — Surah Abasa عبس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Abasa Henoy, Surah Abasa Fandikana, Surah Abasa mp3, Surah Abasa pdf. Andininy 9–13. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers