Abasa · 17/42
Fandikana Fanononana — Surah Abasa
قُتِلَ الْإِنسَانُ مَا أَكْفَرَهُ ۝١٧
Qutilal-insanu maa akfarah
📖 Dikany Malagasy
Loza anie ho an'izay olombelona mikomy ny amin'izany,

🎧 Henoy


📜 Andininy 15-19 — Surah Abasa

15بِأَيْدِي سَفَرَةٍ
eo am-pelan-tanan'ireo anjely,
16كِرَامٍ بَرَرَةٍ
mendrika sy mpakato,
17قُتِلَ الْإِنسَانُ مَا أَكْفَرَهُ
Loza anie ho an'izay olombelona mikomy ny amin'izany,
18مِنْ أَيِّ شَيْءٍ خَلَقَهُ
Fa avy tamin'inona moa no nahariana azy?
19مِن نُّطْفَةٍ خَلَقَهُ فَقَدَّرَهُ
avy tamin'ny piti-dranon'aina no nahariana azy, ary avy eo dia nofaritany ny anjaran'io olona io,
AbasaFizahan-takila Koraña
42Andininy
MeccanRevelation
17Andininy

Fandikana — Abasa 17

Surah Abasa Andininy 17 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Loza anie ho an'izay olombelona mikomy ny amin'izany,

Surah Andininy 17/42 — Surah Abasa عبس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Abasa Henoy, Surah Abasa Fandikana, Surah Abasa mp3, Surah Abasa pdf. Andininy 15–19. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers