Abasa · 4/42
Fandikana Fanononana — Abasa
أَوْ يَذَّكَّرُ فَتَنفَعَهُ الذِّكْرَىٰ ۝٤
Au yaz zak karu fatanfa `ahuz zikraa
📖 Dikany Malagasy
Na koa mahatsapa tena izy amin'ny fahampatsiahivana,
🎧 Henoy

📜 Andininy 2-6 — Abasa

2أَن جَاءَهُ الْأَعْمَىٰ
satria tonga teo aminy ilay jamba,
3وَمَا يُدْرِيكَ لَعَلَّهُ يَزَّكَّىٰ
tsy fantatrao angamba izy tonga mba hanadio ny fanahiny! Sao dia mba misy fahatsampan-tena ao aminy,
4أَوْ يَذَّكَّرُ فَتَنفَعَهُ الذِّكْرَىٰ
Na koa mahatsapa tena izy amin'ny fahampatsiahivana,
5أَمَّا مَنِ اسْتَغْنَىٰ
Ho an'izay manana ny ampy kosa,
6فَأَنتَ لَهُ تَصَدَّىٰ
dia nanatona azy am-pahazotoana ianao,
AbasaFizahan-takila Koraña
42Andininy
MeccanRevelation
4Andininy

Fandikana — Abasa 4

Surah Abasa Andininy 4 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Na koa mahatsapa tena izy amin'ny fahampatsiahivana,

Surah Andininy 4/42 — Abasa عبس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Abasa Henoy, Abasa Fandikana, Abasa mp3, Abasa pdf. Andininy 2–6. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers