Abasa · 22/42
Fandikana Fanononana — Surah Abasa
ثُمَّ إِذَا شَاءَ أَنشَرَهُ ۝٢٢
Thumma iza shaa-a ansharah
📖 Dikany Malagasy
koa raha sitrak'I Allah dia mbola hatsangany amin'ny maty izy,

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 20-24 — Surah Abasa

20ثُمَّ السَّبِيلَ يَسَّرَهُ
ary avy eo dia nakamorainy ny lalan-kombany,
21ثُمَّ أَمَاتَهُ فَأَقْبَرَهُ
Dia nampandaloviny fahafatesana izy ary nalevina,
22ثُمَّ إِذَا شَاءَ أَنشَرَهُ
koa raha sitrak'I Allah dia mbola hatsangany amin'ny maty izy,
23كَلَّا لَمَّا يَقْضِ مَا أَمَرَهُ
Nefa indrisy! Fa tsy nanatanteraka ireo izay nandidiana azy izy!
24فَلْيَنظُرِ الْإِنسَانُ إِلَىٰ طَعَامِهِ
Aoka anefa ny olombelona handinika ireo sakafo fivelomany,
AbasaFizahan-takila Koraña
42Andininy
MeccanRevelation
22Andininy

Fandikana — Abasa 22

Surah Abasa Andininy 22 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : koa raha sitrak'I Allah dia mbola hatsangany amin'ny maty izy,

Surah Andininy 22/42 — Surah Abasa عبس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Abasa Henoy, Surah Abasa Fandikana, Surah Abasa mp3, Surah Abasa pdf. Andininy 20–24. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers