Abasa · 38/42
Fandikana Fanononana — Surah Abasa
وُجُوهٌ يَوْمَئِذٍ مُّسْفِرَةٌ ۝٣٨
Wujoo huny-yauma-izim-musfira
📖 Dikany Malagasy
hisy amin'izany andro izany ireo endrika feno hazavana,

🎧 Henoy


📜 Andininy 36-40 — Surah Abasa

36وَصَاحِبَتِهِ وَبَنِيهِ
ary ny vady aman-janany.
37لِكُلِّ امْرِئٍ مِّنْهُمْ يَوْمَئِذٍ شَأْنٌ يُغْنِيهِ
ny olona tsirairay amin'izy ireo, amin'izay andro izay dia ny hahasoa ny tenany no himasoany.
38وُجُوهٌ يَوْمَئِذٍ مُّسْفِرَةٌ
hisy amin'izany andro izany ireo endrika feno hazavana,
39ضَاحِكَةٌ مُّسْتَبْشِرَةٌ
faly sy mirana,
40وَوُجُوهٌ يَوْمَئِذٍ عَلَيْهَا غَبَرَةٌ
ao koa anefa, amin'izay andro izay, ireo endrika mihosom-bovoka,
AbasaFizahan-takila Koraña
42Andininy
MeccanRevelation
38Andininy

Fandikana — Abasa 38

Surah Abasa Andininy 38 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : hisy amin'izany andro izany ireo endrika feno hazavana,

Surah Andininy 38/42 — Surah Abasa عبس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Abasa Henoy, Surah Abasa Fandikana, Surah Abasa mp3, Surah Abasa pdf. Andininy 36–40. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers