Abasa · 37/42
Fandikana Fanononana — Surah Abasa
لِكُلِّ امْرِئٍ مِّنْهُمْ يَوْمَئِذٍ شَأْنٌ يُغْنِيهِ ۝٣٧
Likul limri-im-minuhm yaumaa-izin shaa nuy-yughneeh
📖 Dikany Malagasy
ny olona tsirairay amin'izy ireo, amin'izay andro izay dia ny hahasoa ny tenany no himasoany.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 35-39 — Surah Abasa

35وَأُمِّهِ وَأَبِيهِ
ny reniny sy ny rainy;
36وَصَاحِبَتِهِ وَبَنِيهِ
ary ny vady aman-janany.
37لِكُلِّ امْرِئٍ مِّنْهُمْ يَوْمَئِذٍ شَأْنٌ يُغْنِيهِ
ny olona tsirairay amin'izy ireo, amin'izay andro izay dia ny hahasoa ny tenany no himasoany.
38وُجُوهٌ يَوْمَئِذٍ مُّسْفِرَةٌ
hisy amin'izany andro izany ireo endrika feno hazavana,
39ضَاحِكَةٌ مُّسْتَبْشِرَةٌ
faly sy mirana,
AbasaFizahan-takila Koraña
42Andininy
MeccanRevelation
37Andininy

Fandikana — Abasa 37

Surah Abasa Andininy 37 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : ny olona tsirairay amin'izy ireo, amin'izay andro izay dia ny…

Surah Andininy 37/42 — Surah Abasa عبس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Abasa Henoy, Surah Abasa Fandikana, Surah Abasa mp3, Surah Abasa pdf. Andininy 35–39. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers