Abasa · 10/42
Fandikana Fanononana — Surah Abasa
فَأَنتَ عَنْهُ تَلَهَّىٰ ۝١٠
Fa-anta `anhu talah haa
📖 Dikany Malagasy
dia tsy noheverinao ny momba azy,

🎧 Henoy


📜 Andininy 8-12 — Surah Abasa

8وَأَمَّا مَن جَاءَكَ يَسْعَىٰ
fa izay tonga nanantona anao am-pahavitrihana kosa,
9وَهُوَ يَخْشَىٰ
sady feno fahatahorana an'I Allah,
10فَأَنتَ عَنْهُ تَلَهَّىٰ
dia tsy noheverinao ny momba azy,
11كَلَّا إِنَّهَا تَذْكِرَةٌ
Tsia! Aza manao toy izany intsony ianao! Raha ny tena marina ity dia fampahatsiahivana fotsiny ihany,
12فَمَن شَاءَ ذَكَرَهُ
ka izay maniry izany dia hahatsiaro,
AbasaFizahan-takila Koraña
42Andininy
MeccanRevelation
10Andininy

Fandikana — Abasa 10

Surah Abasa Andininy 10 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : dia tsy noheverinao ny momba azy,

Surah Andininy 10/42 — Surah Abasa عبس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Abasa Henoy, Surah Abasa Fandikana, Surah Abasa mp3, Surah Abasa pdf. Andininy 8–12. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers