Abasa · 6/42
Fandikana Fanononana — Surah Abasa
فَأَنتَ لَهُ تَصَدَّىٰ ۝٦
Fa-anta lahu tasaddaa
📖 Dikany Malagasy
dia nanatona azy am-pahazotoana ianao,

🎧 Henoy


📜 Andininy 4-8 — Surah Abasa

4أَوْ يَذَّكَّرُ فَتَنفَعَهُ الذِّكْرَىٰ
Na koa mahatsapa tena izy amin'ny fahampatsiahivana,
5أَمَّا مَنِ اسْتَغْنَىٰ
Ho an'izay manana ny ampy kosa,
6فَأَنتَ لَهُ تَصَدَّىٰ
dia nanatona azy am-pahazotoana ianao,
7وَمَا عَلَيْكَ أَلَّا يَزَّكَّىٰ
nefa tsy tsininao ny tsy fahadiovany,
8وَأَمَّا مَن جَاءَكَ يَسْعَىٰ
fa izay tonga nanantona anao am-pahavitrihana kosa,
AbasaFizahan-takila Koraña
42Andininy
MeccanRevelation
6Andininy

Fandikana — Abasa 6

Surah Abasa Andininy 6 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : dia nanatona azy am-pahazotoana ianao,

Surah Andininy 6/42 — Surah Abasa عبس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Abasa Henoy, Surah Abasa Fandikana, Surah Abasa mp3, Surah Abasa pdf. Andininy 4–8. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers