Abasa · 19/42
Fandikana Fanononana — Surah Abasa
مِن نُّطْفَةٍ خَلَقَهُ فَقَدَّرَهُ ۝١٩
Min nutfah; khalaqahu faqad-darah
📖 Dikany Malagasy
avy tamin'ny piti-dranon'aina no nahariana azy, ary avy eo dia nofaritany ny anjaran'io olona io,

🎧 Henoy


📜 Andininy 17-21 — Surah Abasa

17قُتِلَ الْإِنسَانُ مَا أَكْفَرَهُ
Loza anie ho an'izay olombelona mikomy ny amin'izany,
18مِنْ أَيِّ شَيْءٍ خَلَقَهُ
Fa avy tamin'inona moa no nahariana azy?
19مِن نُّطْفَةٍ خَلَقَهُ فَقَدَّرَهُ
avy tamin'ny piti-dranon'aina no nahariana azy, ary avy eo dia nofaritany ny anjaran'io olona io,
20ثُمَّ السَّبِيلَ يَسَّرَهُ
ary avy eo dia nakamorainy ny lalan-kombany,
21ثُمَّ أَمَاتَهُ فَأَقْبَرَهُ
Dia nampandaloviny fahafatesana izy ary nalevina,
AbasaFizahan-takila Koraña
42Andininy
MeccanRevelation
19Andininy

Fandikana — Abasa 19

Surah Abasa Andininy 19 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : avy tamin'ny piti-dranon'aina no nahariana azy, ary avy eo dia…

Surah Andininy 19/42 — Surah Abasa عبس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Abasa Henoy, Surah Abasa Fandikana, Surah Abasa mp3, Surah Abasa pdf. Andininy 17–21. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers