Abasa · 33/42
Fandikana Fanononana — Surah Abasa
فَإِذَا جَاءَتِ الصَّاخَّةُ ۝٣٣
Faiza jaa-atis saakhah
📖 Dikany Malagasy
koa rehefa ho tonga ilay antso tsy hifandrenesana,

🎧 Henoy


📜 Andininy 31-35 — Surah Abasa

31وَفَاكِهَةً وَأَبًّا
voankazo sy karazan'ahitra,
32مَّتَاعًا لَّكُمْ وَلِأَنْعَامِكُمْ
mba hahasoa anareo sy ireo biby fiompinareo,
33فَإِذَا جَاءَتِ الصَّاخَّةُ
koa rehefa ho tonga ilay antso tsy hifandrenesana,
34يَوْمَ يَفِرُّ الْمَرْءُ مِنْ أَخِيهِ
amin'ny andro izay handosiran'olombelona ny rahalahiny,
35وَأُمِّهِ وَأَبِيهِ
ny reniny sy ny rainy;
AbasaFizahan-takila Koraña
42Andininy
MeccanRevelation
33Andininy

Fandikana — Abasa 33

Surah Abasa Andininy 33 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : koa rehefa ho tonga ilay antso tsy hifandrenesana,

Surah Andininy 33/42 — Surah Abasa عبس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Abasa Henoy, Surah Abasa Fandikana, Surah Abasa mp3, Surah Abasa pdf. Andininy 31–35. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers