Abasa · 12/42
Fandikana Fanononana — Surah Abasa
فَمَن شَاءَ ذَكَرَهُ ۝١٢
Faman shaa a zakarah
📖 Dikany Malagasy
ka izay maniry izany dia hahatsiaro,

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 10-14 — Surah Abasa

10فَأَنتَ عَنْهُ تَلَهَّىٰ
dia tsy noheverinao ny momba azy,
11كَلَّا إِنَّهَا تَذْكِرَةٌ
Tsia! Aza manao toy izany intsony ianao! Raha ny tena marina ity dia fampahatsiahivana fotsiny ihany,
12فَمَن شَاءَ ذَكَرَهُ
ka izay maniry izany dia hahatsiaro,
13فِي صُحُفٍ مُّكَرَّمَةٍ
izay voarakitra ao amin'ny takelaka manan-kaja,
14مَّرْفُوعَةٍ مُّطَهَّرَةٍ
sy manan-danja ary feno fahadiovana,
AbasaFizahan-takila Koraña
42Andininy
MeccanRevelation
12Andininy

Fandikana — Abasa 12

Surah Abasa Andininy 12 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : ka izay maniry izany dia hahatsiaro,

Surah Andininy 12/42 — Surah Abasa عبس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Abasa Henoy, Surah Abasa Fandikana, Surah Abasa mp3, Surah Abasa pdf. Andininy 10–14. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers