Abasa · 3/42
Fandikana Fanononana — Surah Abasa
وَمَا يُدْرِيكَ لَعَلَّهُ يَزَّكَّىٰ ۝٣
Wa maa yudreeka la`allahu yaz zakkaa
📖 Dikany Malagasy
tsy fantatrao angamba izy tonga mba hanadio ny fanahiny! Sao dia mba misy fahatsampan-tena ao aminy,

🎧 Henoy


📜 Andininy 1-5 — Surah Abasa

1عَبَسَ وَتَوَلَّىٰ
Niketrona izy dia nihodina,
2أَن جَاءَهُ الْأَعْمَىٰ
satria tonga teo aminy ilay jamba,
3وَمَا يُدْرِيكَ لَعَلَّهُ يَزَّكَّىٰ
tsy fantatrao angamba izy tonga mba hanadio ny fanahiny! Sao dia mba misy fahatsampan-tena ao aminy,
4أَوْ يَذَّكَّرُ فَتَنفَعَهُ الذِّكْرَىٰ
Na koa mahatsapa tena izy amin'ny fahampatsiahivana,
5أَمَّا مَنِ اسْتَغْنَىٰ
Ho an'izay manana ny ampy kosa,
AbasaFizahan-takila Koraña
42Andininy
MeccanRevelation
3Andininy

Fandikana — Abasa 3

Surah Abasa Andininy 3 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : tsy fantatrao angamba izy tonga mba hanadio ny fanahiny! Sao…

Surah Andininy 3/42 — Surah Abasa عبس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Abasa Henoy, Surah Abasa Fandikana, Surah Abasa mp3, Surah Abasa pdf. Andininy 1–5. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers