Abasa · 5/42
Fandikana Fanononana — Abasa
أَمَّا مَنِ اسْتَغْنَىٰ ۝٥
Amma manis taghnaa
📖 Dikany Malagasy
Ho an'izay manana ny ampy kosa,
🎧 Henoy

📜 Andininy 3-7 — Abasa

3وَمَا يُدْرِيكَ لَعَلَّهُ يَزَّكَّىٰ
tsy fantatrao angamba izy tonga mba hanadio ny fanahiny! Sao dia mba misy fahatsampan-tena ao aminy,
4أَوْ يَذَّكَّرُ فَتَنفَعَهُ الذِّكْرَىٰ
Na koa mahatsapa tena izy amin'ny fahampatsiahivana,
5أَمَّا مَنِ اسْتَغْنَىٰ
Ho an'izay manana ny ampy kosa,
6فَأَنتَ لَهُ تَصَدَّىٰ
dia nanatona azy am-pahazotoana ianao,
7وَمَا عَلَيْكَ أَلَّا يَزَّكَّىٰ
nefa tsy tsininao ny tsy fahadiovany,
AbasaFizahan-takila Koraña
42Andininy
MeccanRevelation
5Andininy

Fandikana — Abasa 5

Surah Abasa Andininy 5 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ho an'izay manana ny ampy kosa,

Surah Andininy 5/42 — Abasa عبس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Abasa Henoy, Abasa Fandikana, Abasa mp3, Abasa pdf. Andininy 3–7. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers