Abasa · 9/42
Fandikana Fanononana — Surah Abasa
وَهُوَ يَخْشَىٰ ۝٩
Wahuwa yakhshaa
📖 Dikany Malagasy
sady feno fahatahorana an'I Allah,

🎧 Henoy


📜 Andininy 7-11 — Surah Abasa

7وَمَا عَلَيْكَ أَلَّا يَزَّكَّىٰ
nefa tsy tsininao ny tsy fahadiovany,
8وَأَمَّا مَن جَاءَكَ يَسْعَىٰ
fa izay tonga nanantona anao am-pahavitrihana kosa,
9وَهُوَ يَخْشَىٰ
sady feno fahatahorana an'I Allah,
10فَأَنتَ عَنْهُ تَلَهَّىٰ
dia tsy noheverinao ny momba azy,
11كَلَّا إِنَّهَا تَذْكِرَةٌ
Tsia! Aza manao toy izany intsony ianao! Raha ny tena marina ity dia fampahatsiahivana fotsiny ihany,
AbasaFizahan-takila Koraña
42Andininy
MeccanRevelation
9Andininy

Fandikana — Abasa 9

Surah Abasa Andininy 9 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : sady feno fahatahorana an'I Allah,

Surah Andininy 9/42 — Surah Abasa عبس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Abasa Henoy, Surah Abasa Fandikana, Surah Abasa mp3, Surah Abasa pdf. Andininy 7–11. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers