Abasa · 35/42
Fandikana Fanononana — Surah Abasa
وَأُمِّهِ وَأَبِيهِ ۝٣٥
Wa ummihee wa abeeh
📖 Dikany Malagasy
ny reniny sy ny rainy;

🎧 Henoy


📜 Andininy 33-37 — Surah Abasa

33فَإِذَا جَاءَتِ الصَّاخَّةُ
koa rehefa ho tonga ilay antso tsy hifandrenesana,
34يَوْمَ يَفِرُّ الْمَرْءُ مِنْ أَخِيهِ
amin'ny andro izay handosiran'olombelona ny rahalahiny,
35وَأُمِّهِ وَأَبِيهِ
ny reniny sy ny rainy;
36وَصَاحِبَتِهِ وَبَنِيهِ
ary ny vady aman-janany.
37لِكُلِّ امْرِئٍ مِّنْهُمْ يَوْمَئِذٍ شَأْنٌ يُغْنِيهِ
ny olona tsirairay amin'izy ireo, amin'izay andro izay dia ny hahasoa ny tenany no himasoany.
AbasaFizahan-takila Koraña
42Andininy
MeccanRevelation
35Andininy

Fandikana — Abasa 35

Surah Abasa Andininy 35 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : ny reniny sy ny rainy;

Surah Andininy 35/42 — Surah Abasa عبس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Abasa Henoy, Surah Abasa Fandikana, Surah Abasa mp3, Surah Abasa pdf. Andininy 33–37. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers