Abasa · 34/42
Fandikana Fanononana — Surah Abasa
يَوْمَ يَفِرُّ الْمَرْءُ مِنْ أَخِيهِ ۝٣٤
Yauma yafir-rul mar-u min akheeh
📖 Dikany Malagasy
amin'ny andro izay handosiran'olombelona ny rahalahiny,

🎧 Henoy


📜 Andininy 32-36 — Surah Abasa

32مَّتَاعًا لَّكُمْ وَلِأَنْعَامِكُمْ
mba hahasoa anareo sy ireo biby fiompinareo,
33فَإِذَا جَاءَتِ الصَّاخَّةُ
koa rehefa ho tonga ilay antso tsy hifandrenesana,
34يَوْمَ يَفِرُّ الْمَرْءُ مِنْ أَخِيهِ
amin'ny andro izay handosiran'olombelona ny rahalahiny,
35وَأُمِّهِ وَأَبِيهِ
ny reniny sy ny rainy;
36وَصَاحِبَتِهِ وَبَنِيهِ
ary ny vady aman-janany.
AbasaFizahan-takila Koraña
42Andininy
MeccanRevelation
34Andininy

Fandikana — Abasa 34

Surah Abasa Andininy 34 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : amin'ny andro izay handosiran'olombelona ny rahalahiny,

Surah Andininy 34/42 — Surah Abasa عبس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Abasa Henoy, Surah Abasa Fandikana, Surah Abasa mp3, Surah Abasa pdf. Andininy 32–36. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers