Yunosy · 1/109
Fandikana Fanononana — Yunosy
الر ۚ تِلْكَ آيَاتُ الْكِتَابِ الْحَكِيمِ ١
Transliteration
Alif-Laaam-Raa; tilka Aayaatul Kitaabil Hakeem
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
ALIF, LAM, RA, indro ireo andinin’ilay Boky feno Fahendrena.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 1-3 — Yunosy
1الر ۚ تِلْكَ آيَاتُ الْكِتَابِ الْحَكِيمِ
ALIF, LAM, RA, indro ireo andinin’ilay Boky feno Fahendrena.
2أَكَانَ لِلنَّاسِ عَجَبًا أَنْ أَوْحَيْنَا إِلَىٰ رَجُلٍ مِّنْهُمْ أَنْ أَنذِرِ النَّاسَ وَبَشِّرِ الَّذِينَ آمَنُوا أَنَّ لَهُمْ قَدَمَ صِدْقٍ عِندَ رَبِّهِمْ ۗ قَالَ الْكَافِرُونَ إِنَّ هَٰذَا لَسَاحِرٌ مُّبِينٌ
Moa ve mahagaga ireo Olona fa Izahay dia nandefa fanambarana tamin’ny lehilahy iray avy tamin’izy ireo : “ Ampitandremo ireo Olona ary lazao vaovao mahafaly ireo mpino fa manana toerana mendrika izy ireo eo anatrehan’ny Tompony." Niteny ireo tsy mpino ka nanao hoe : " Marina tokoa fa io Olona io dia tena mpanao majika miharihary.”
3إِنَّ رَبَّكُمُ اللَّهُ الَّذِي خَلَقَ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضَ فِي سِتَّةِ أَيَّامٍ ثُمَّ اسْتَوَىٰ عَلَى الْعَرْشِ ۖ يُدَبِّرُ الْأَمْرَ ۖ مَا مِن شَفِيعٍ إِلَّا مِن بَعْدِ إِذْنِهِ ۚ ذَٰلِكُمُ اللَّهُ رَبُّكُمْ فَاعْبُدُوهُ ۚ أَفَلَا تَذَكَّرُونَ
Marina fa ny Tomponareo dia i Allah, izay nahary ireo lanitra sy ny tany nandritry ny enin’andro, avy eo dia nitoetra “ Istaoa ” teo amin’ny seza fiandrianany Izy, mandrindra ny zava-drehetra. Tsy misy ho mpanelanelana raha tsy mahazo alalana avy Aminy. izany ilay Allah Tomponareo. Tompoinareo àry Izy ! Moa ve tsy mahatsapa izany Ianareo ?
YunosyFizahan-takila Koraña
109Andininy
MeccanRevelation
1Andininy
Fandikana — Yunosy 1
Surah Yunosy Andininy 1 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : ALIF, LAM, RA, indro ireo andinin’ilay Boky feno Fahendrena.Surah Andininy 1/109 — Yunosy يونس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Yunosy Henoy, Yunosy Fandikana, Yunosy mp3, Yunosy pdf. Andininy 1–3. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








