Al-Isra · 109/111
Fandikana Fanononana — Surah Al-Isra
وَيَخِرُّونَ لِلْأَذْقَانِ يَبْكُونَ وَيَزِيدُهُمْ خُشُوعًا ۩ ۝١٠٩
Wa yakhirroona lil azqaani yabkoona wa yazeeduhum khushoo`aa
📖 Dikany Malagasy
Ary miantoraka amin’ny saokany izy ireo, mitomany, ka izany (Kor'any) dia mampitombo ny fanetre-tena ho azy ireo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 107-111 — Surah Al-Isra

107قُلْ آمِنُوا بِهِ أَوْ لَا تُؤْمِنُوا ۚ إِنَّ الَّذِينَ أُوتُوا الْعِلْمَ مِن قَبْلِهِ إِذَا يُتْلَىٰ عَلَيْهِمْ يَخِرُّونَ لِلْأَذْقَانِ سُجَّدًا
Teneno hoe : “Minoa izany ianareo na aza mino!Tena marina fa ireo izay nomena ny fahalalana, talohan’izany, rehefa vakiana amin’izy ireo izany (Kor’any) dia miantoraka miankohoka izy ireo, ka ny saoka mikasika amin’ny tany”.
108وَيَقُولُونَ سُبْحَانَ رَبِّنَا إِن كَانَ وَعْدُ رَبِّنَا لَمَفْعُولًا
Ary miteny izy ireo manao hoe : “Voninahitra anie ho an’ny Tomponay ! Ary tanteraka marina ny fampanantenan’ny Tomponay”.
109وَيَخِرُّونَ لِلْأَذْقَانِ يَبْكُونَ وَيَزِيدُهُمْ خُشُوعًا ۩
Ary miantoraka amin’ny saokany izy ireo, mitomany, ka izany (Kor'any) dia mampitombo ny fanetre-tena ho azy ireo.
110قُلِ ادْعُوا اللَّهَ أَوِ ادْعُوا الرَّحْمَٰنَ ۖ أَيًّا مَّا تَدْعُوا فَلَهُ الْأَسْمَاءُ الْحُسْنَىٰ ۚ وَلَا تَجْهَرْ بِصَلَاتِكَ وَلَا تُخَافِتْ بِهَا وَابْتَغِ بَيْنَ ذَٰلِكَ سَبِيلًا
Teneno hoe : “Antsoinareo I Allah, na antsoinareo Ilay be Fiantrana, na inona na inona ny anarana iantsoanareo Azy, dia manana ireo anarana tsara indrindra Izy. Ary aza mamaky amin’ny feo avo ianao amin’ny Soalat (vavaka) ataonao, nefa aza atao ambany loatra koa, fa ataovy izay eo anelanelan'izany.”
111وَقُلِ الْحَمْدُ لِلَّهِ الَّذِي لَمْ يَتَّخِذْ وَلَدًا وَلَمْ يَكُن لَّهُ شَرِيكٌ فِي الْمُلْكِ وَلَمْ يَكُن لَّهُ وَلِيٌّ مِّنَ الذُّلِّ ۖ وَكَبِّرْهُ تَكْبِيرًا
Ary teneno hoe : “Dera ho an’I Allah izay tsy nanan-janaka mihitsy, ary tsy mba nanana mpiombon’antoka Izy amin’ny fanjakany, ary mbola tsy manana mpiahy amin’ny fanambaniana mihitsy”. Koa derao avo dia avo ny halehibeany”.
Al-IsraFizahan-takila Koraña
111Andininy
MeccanRevelation
109Andininy

Fandikana — Al-Isra 109

Surah Al-Isra Andininy 109 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary miantoraka amin’ny saokany izy ireo, mitomany, ka izany (Kor'any)…

Surah Andininy 109/111 — Surah Al-Isra الإسراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Isra Henoy, Surah Al-Isra Fandikana, Surah Al-Isra mp3, Surah Al-Isra pdf. Andininy 107–111. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers