Al-Baqarah · 203/286
Fandikana Fanononana — Al-Baqarah
۞ وَاذْكُرُوا اللَّهَ فِي أَيَّامٍ مَّعْدُودَاتٍ ۚ فَمَن تَعَجَّلَ فِي يَوْمَيْنِ فَلَا إِثْمَ عَلَيْهِ وَمَن تَأَخَّرَ فَلَا إِثْمَ عَلَيْهِ ۚ لِمَنِ اتَّقَىٰ ۗ وَاتَّقُوا اللَّهَ وَاعْلَمُوا أَنَّكُمْ إِلَيْهِ تُحْشَرُونَ ۝٢٠٣
Wazkurul laaha feee ayyaamim ma`doodaat; faman ta`ajjala fee yawmaini falaaa ismaa `alaihi wa man taakhkhara falaaa isma `alayh; limanit-taqaa; wattaqul laaha wa`lamooo annakum ilaihi tuhsharoon
📖 Dikany Malagasy
Ary tsarovinareo Allah mandritra ireo andro rehetra izay efa voaisa. [a izay nanafaingana ny asa fanompoana nataony tao anatin'ny roa andro dia tsy manam-pahotana, fa ireo izay nanemotra kosa dia tsy manam-pahotana ho an’izay manam-pahatahorana, ka dia matahora an’Allah ianareo, ary dia fantaro tsara ihany koa fa tena any Aminy no hamoriana anareo.
🎧 Henoy

📜 Andininy 201-205 — Al-Baqarah

201وَمِنْهُم مَّن يَقُولُ رَبَّنَا آتِنَا فِي الدُّنْيَا حَسَنَةً وَفِي الْآخِرَةِ حَسَنَةً وَقِنَا عَذَابَ النَّارِ
Ary misy amin’izy ireny no miteny toy izao : “Tomponay ô! Omeo fahasoavana izahay ety an-tany, ary omeo fahasoavana ihany koa any an-koatra, arovy amin’ny famaizan’ny afobe izahay.
202أُولَٰئِكَ لَهُمْ نَصِيبٌ مِّمَّا كَسَبُوا ۚ وَاللَّهُ سَرِيعُ الْحِسَابِ
Izy ireo dia mahazo anjara amin’izay nataony, ary Allah dia haingam-pitsarana.
203۞ وَاذْكُرُوا اللَّهَ فِي أَيَّامٍ مَّعْدُودَاتٍ ۚ فَمَن تَعَجَّلَ فِي يَوْمَيْنِ فَلَا إِثْمَ عَلَيْهِ وَمَن تَأَخَّرَ فَلَا إِثْمَ عَلَيْهِ ۚ لِمَنِ اتَّقَىٰ ۗ وَاتَّقُوا اللَّهَ وَاعْلَمُوا أَنَّكُمْ إِلَيْهِ تُحْشَرُونَ
Ary tsarovinareo Allah mandritra ireo andro rehetra izay efa voaisa. [a izay nanafaingana ny asa fanompoana nataony tao anatin'ny roa andro dia tsy manam-pahotana, fa ireo izay nanemotra kosa dia tsy manam-pahotana ho an’izay manam-pahatahorana, ka dia matahora an’Allah ianareo, ary dia fantaro tsara ihany koa fa tena any Aminy no hamoriana anareo.
204وَمِنَ النَّاسِ مَن يُعْجِبُكَ قَوْلُهُ فِي الْحَيَاةِ الدُّنْيَا وَيُشْهِدُ اللَّهَ عَلَىٰ مَا فِي قَلْبِهِ وَهُوَ أَلَدُّ الْخِصَامِ
Ary misy amin’ny olona no mahasarika anao ny fiteniny mahakasika ny fiainana an-tany, ary mbola mandray an’Allah ho vavolombelona amin’izay ao am-pony izy, kanefa izy indrindra no masiaka lian’ady.
205وَإِذَا تَوَلَّىٰ سَعَىٰ فِي الْأَرْضِ لِيُفْسِدَ فِيهَا وَيُهْلِكَ الْحَرْثَ وَالنَّسْلَ ۗ وَاللَّهُ لَا يُحِبُّ الْفَسَادَ
Koa raha vao miamboho izy, dia manao izay hampiely fanimbana ety an-tany, ka hanapotika ny fambolena sy ny biby fiompy. Fa Allah, tsy mankasitraka ny fanimbana.
Al-BaqarahFizahan-takila Koraña
286Andininy
MedinanRevelation
203Andininy

Fandikana — Al-Baqarah 203

Surah Al-Baqarah Andininy 203 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary tsarovinareo Allah mandritra ireo andro rehetra izay efa voaisa.…

Surah Andininy 203/286 — Al-Baqarah البقرة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Baqarah Henoy, Al-Baqarah Fandikana, Al-Baqarah mp3, Al-Baqarah pdf. Andininy 201–205. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers