Al-Baqarah · 202/286
Fandikana Fanononana — Al-Baqarah
أُولَٰئِكَ لَهُمْ نَصِيبٌ مِّمَّا كَسَبُوا ۚ وَاللَّهُ سَرِيعُ الْحِسَابِ ٢٠٢
Transliteration
Ulaaa`ika lahum naseebum mimmaa kasaboo; wal laahu saree`ul hisaab
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Izy ireo dia mahazo anjara amin’izay nataony, ary Allah dia haingam-pitsarana.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 200-204 — Al-Baqarah
200فَإِذَا قَضَيْتُم مَّنَاسِكَكُمْ فَاذْكُرُوا اللَّهَ كَذِكْرِكُمْ آبَاءَكُمْ أَوْ أَشَدَّ ذِكْرًا ۗ فَمِنَ النَّاسِ مَن يَقُولُ رَبَّنَا آتِنَا فِي الدُّنْيَا وَمَا لَهُ فِي الْآخِرَةِ مِنْ خَلَاقٍ
Ka rehefa vitanareo ireo fombam-pivavahanareo dia tsarovinareo Allah tahaka ny fahatsiarovanareo ireo ray aman-dreninareo, na koa mihoatra izany. ka misy amin’ny olombelona no miteny hoe : “ Ry Tomponay o ! Omeo anay ny fiainana eto an-tany ”, ary tsy misy anjara ho azy ireo ny any ankoatra.
201وَمِنْهُم مَّن يَقُولُ رَبَّنَا آتِنَا فِي الدُّنْيَا حَسَنَةً وَفِي الْآخِرَةِ حَسَنَةً وَقِنَا عَذَابَ النَّارِ
Ary misy amin’izy ireny no miteny toy izao : “Tomponay ô! Omeo fahasoavana izahay ety an-tany, ary omeo fahasoavana ihany koa any an-koatra, arovy amin’ny famaizan’ny afobe izahay.
202أُولَٰئِكَ لَهُمْ نَصِيبٌ مِّمَّا كَسَبُوا ۚ وَاللَّهُ سَرِيعُ الْحِسَابِ
Izy ireo dia mahazo anjara amin’izay nataony, ary Allah dia haingam-pitsarana.
203۞ وَاذْكُرُوا اللَّهَ فِي أَيَّامٍ مَّعْدُودَاتٍ ۚ فَمَن تَعَجَّلَ فِي يَوْمَيْنِ فَلَا إِثْمَ عَلَيْهِ وَمَن تَأَخَّرَ فَلَا إِثْمَ عَلَيْهِ ۚ لِمَنِ اتَّقَىٰ ۗ وَاتَّقُوا اللَّهَ وَاعْلَمُوا أَنَّكُمْ إِلَيْهِ تُحْشَرُونَ
Ary tsarovinareo Allah mandritra ireo andro rehetra izay efa voaisa. [a izay nanafaingana ny asa fanompoana nataony tao anatin'ny roa andro dia tsy manam-pahotana, fa ireo izay nanemotra kosa dia tsy manam-pahotana ho an’izay manam-pahatahorana, ka dia matahora an’Allah ianareo, ary dia fantaro tsara ihany koa fa tena any Aminy no hamoriana anareo.
204وَمِنَ النَّاسِ مَن يُعْجِبُكَ قَوْلُهُ فِي الْحَيَاةِ الدُّنْيَا وَيُشْهِدُ اللَّهَ عَلَىٰ مَا فِي قَلْبِهِ وَهُوَ أَلَدُّ الْخِصَامِ
Ary misy amin’ny olona no mahasarika anao ny fiteniny mahakasika ny fiainana an-tany, ary mbola mandray an’Allah ho vavolombelona amin’izay ao am-pony izy, kanefa izy indrindra no masiaka lian’ady.
Al-BaqarahFizahan-takila Koraña
286Andininy
MedinanRevelation
202Andininy
Fandikana — Al-Baqarah 202
Surah Al-Baqarah Andininy 202 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Izy ireo dia mahazo anjara amin’izay nataony, ary Allah dia…Surah Andininy 202/286 — Al-Baqarah البقرة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Baqarah Henoy, Al-Baqarah Fandikana, Al-Baqarah mp3, Al-Baqarah pdf. Andininy 200–204. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








