Taha · 28/135
Fandikana Fanononana — Surah Taha
يَفْقَهُوا قَوْلِي ۝٢٨
Yafqahoo qawlee
📖 Dikany Malagasy
Mba ahazoan’izy ireo ny Teniko.

🎧 Henoy


📜 Andininy 26-30 — Surah Taha

26وَيَسِّرْ لِي أَمْرِي
Ary hamoray ny iraka Ataoko.
27وَاحْلُلْ عُقْدَةً مِّن لِّسَانِي
Ary vahao ny fatotra amin’ny lelako,
28يَفْقَهُوا قَوْلِي
Mba ahazoan’izy ireo ny Teniko.
29وَاجْعَل لِّي وَزِيرًا مِّنْ أَهْلِي
Ary omeo mpanampy avy amin’ny fianakaviako Aho.
30هَارُونَ أَخِي
Harona, Rahalahiko.
TahaFizahan-takila Koraña
135Andininy
MeccanRevelation
28Andininy

Fandikana — Taha 28

Surah Taha Andininy 28 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Mba ahazoan’izy ireo ny Teniko.

Surah Andininy 28/135 — Surah Taha طه (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Taha Henoy, Surah Taha Fandikana, Surah Taha mp3, Surah Taha pdf. Andininy 26–30. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers