Az-Zumar · 14/75
Fandikana Fanononana — Az-Zumar
قُلِ اللَّهَ أَعْبُدُ مُخْلِصًا لَّهُ دِينِي ١٤
Transliteration
Qulil laaha a`budu mukhlisal lahoo deenee
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Lazao hoe : “ Allah no Tompoko, ary Izy irery ihay no hivavahako"
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 12-16 — Az-Zumar
12وَأُمِرْتُ لِأَنْ أَكُونَ أَوَّلَ الْمُسْلِمِينَ
Ary nodidiana mba ho voalohany amin’ireo mpankato aho .
13قُلْ إِنِّي أَخَافُ إِنْ عَصَيْتُ رَبِّي عَذَابَ يَوْمٍ عَظِيمٍ
Teneno hoe : “ Tena matahotra aho, raha tsy mankatò ny Tompoko aho, ny sazy amin’ny andro lehibe".
14قُلِ اللَّهَ أَعْبُدُ مُخْلِصًا لَّهُ دِينِي
Lazao hoe : “ Allah no Tompoko, ary Izy irery ihay no hivavahako"
15فَاعْبُدُوا مَا شِئْتُم مِّن دُونِهِ ۗ قُلْ إِنَّ الْخَاسِرِينَ الَّذِينَ خَسِرُوا أَنفُسَهُمْ وَأَهْلِيهِمْ يَوْمَ الْقِيَامَةِ ۗ أَلَا ذَٰلِكَ هُوَ الْخُسْرَانُ الْمُبِينُ
Tompoy àry izay sitrakareo ho tompoina ankoatra Azy .Lazao hoe : “ ny tena matiantoka, dia ireo izay nanao izay hahavery ny tenany sy ny fianakaviany,ny amin’ny andron'ny fitsanganana”. Moa tsy izany ve no tena fatiantoka miharihary ?
16لَهُم مِّن فَوْقِهِمْ ظُلَلٌ مِّنَ النَّارِ وَمِن تَحْتِهِمْ ظُلَلٌ ۚ ذَٰلِكَ يُخَوِّفُ اللَّهُ بِهِ عِبَادَهُ ۚ يَا عِبَادِ فَاتَّقُونِ
Hisy afo matevina eo ambonin’izy ireo sy eo ambaniny. Izany no hampitahoran’I Allah ireo mpanompony. Ry mpanompoko ! Matahora Ahy ianareo !
Az-ZumarFizahan-takila Koraña
75Andininy
MeccanRevelation
14Andininy
Fandikana — Az-Zumar 14
Surah Az-Zumar Andininy 14 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Lazao hoe : “ Allah no Tompoko, ary Izy irery…Surah Andininy 14/75 — Az-Zumar الزمر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Az-Zumar Henoy, Az-Zumar Fandikana, Az-Zumar mp3, Az-Zumar pdf. Andininy 12–16. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








