Al-Fath · 1/29
Fandikana Fanononana — Surah Al-Fath
إِنَّا فَتَحْنَا لَكَ فَتْحًا مُّبِينًا ۝١
Innaa fatahnaa laka Fatham Mubeenaa
📖 Dikany Malagasy
Marina tokoa fa nomenay fandresena miezinezina ianao.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 1-3 — Surah Al-Fath

1إِنَّا فَتَحْنَا لَكَ فَتْحًا مُّبِينًا
Marina tokoa fa nomenay fandresena miezinezina ianao.
2لِّيَغْفِرَ لَكَ اللَّهُ مَا تَقَدَّمَ مِن ذَنبِكَ وَمَا تَأَخَّرَ وَيُتِمَّ نِعْمَتَهُ عَلَيْكَ وَيَهْدِيَكَ صِرَاطًا مُّسْتَقِيمًا
Mba hamelan’I Allah izay mety ho fahadisoanao, na tamin’ny lasa izany na ny ho avy; sy hamenoany ny fahasoavany aminao, dia tarihany any amin’ny lalana mahitsy hatrany ianao ;
3وَيَنصُرَكَ اللَّهُ نَصْرًا عَزِيزًا
Ary homen’I Allah anao ny famonjena matanjaka.
Al-FathFizahan-takila Koraña
29Andininy
MedinanRevelation
1Andininy

Fandikana — Al-Fath 1

Surah Al-Fath Andininy 1 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Marina tokoa fa nomenay fandresena miezinezina ianao.

Surah Andininy 1/29 — Surah Al-Fath الفتح (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Fath Henoy, Surah Al-Fath Fandikana, Surah Al-Fath mp3, Surah Al-Fath pdf. Andininy 1–3. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers