Al-Maidah · 52/120
Fandikana Fanononana — Al-Maidah
فَتَرَى الَّذِينَ فِي قُلُوبِهِم مَّرَضٌ يُسَارِعُونَ فِيهِمْ يَقُولُونَ نَخْشَىٰ أَن تُصِيبَنَا دَائِرَةٌ ۚ فَعَسَى اللَّهُ أَن يَأْتِيَ بِالْفَتْحِ أَوْ أَمْرٍ مِّنْ عِندِهِ فَيُصْبِحُوا عَلَىٰ مَا أَسَرُّوا فِي أَنفُسِهِمْ نَادِمِينَ ۝٥٢
Fataral lazeena fee quloobihim maraduny yusaari`oona feehim yaqooloona nakhshaaa an tuseebanaa daaa`irah; fa`asallaahu ai yaatiya bilfathi aw amrim min `indihee fa yusbihoo `alaa maaa asarroo feee anfusihim naadimeen
📖 Dikany Malagasy
Ka ho hitanao ireo izay manana aretina ao am-pony mihazakazaka mankany amin’izy ireo sy miteny hoe:”Matahotra izahay sao hivadika aty aminay ny ratsy”. Ka angamba I Allah hanome fandresena, na hanome baiko avy Aminy, ka hahatonga azy ireo hanenina tamin’izay nafeniny tao amin’ny tenany.

🎧 Henoy


📜 Andininy 50-54 — Al-Maidah

50أَفَحُكْمَ الْجَاهِلِيَّةِ يَبْغُونَ ۚ وَمَنْ أَحْسَنُ مِنَ اللَّهِ حُكْمًا لِّقَوْمٍ يُوقِنُونَ
Moa ve ny fitsarana tamin’ny andron’ny habadoana no tadiavin’izy ireo? Ary iza no manao fitsarana mendrika noho Allah, ho an’ireo vahoaka feno fitokisana?
51۞ يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا لَا تَتَّخِذُوا الْيَهُودَ وَالنَّصَارَىٰ أَوْلِيَاءَ ۘ بَعْضُهُمْ أَوْلِيَاءُ بَعْضٍ ۚ وَمَن يَتَوَلَّهُم مِّنكُمْ فَإِنَّهُ مِنْهُمْ ۗ إِنَّ اللَّهَ لَا يَهْدِي الْقَوْمَ الظَّالِمِينَ
O ianareo mpino! Aza mandray ireo jiosy sy kristianina ho mpiahy ianareo, izy ireo dia samy mifampiahy, ary izay maka azy ireo ho mpiahy aminareo dia efa namany. Tena marina fa Allah dia tsy mitari-dalana ny vahoaka mpanao ny tsy rariny.
52فَتَرَى الَّذِينَ فِي قُلُوبِهِم مَّرَضٌ يُسَارِعُونَ فِيهِمْ يَقُولُونَ نَخْشَىٰ أَن تُصِيبَنَا دَائِرَةٌ ۚ فَعَسَى اللَّهُ أَن يَأْتِيَ بِالْفَتْحِ أَوْ أَمْرٍ مِّنْ عِندِهِ فَيُصْبِحُوا عَلَىٰ مَا أَسَرُّوا فِي أَنفُسِهِمْ نَادِمِينَ
Ka ho hitanao ireo izay manana aretina ao am-pony mihazakazaka mankany amin’izy ireo sy miteny hoe:”Matahotra izahay sao hivadika aty aminay ny ratsy”. Ka angamba I Allah hanome fandresena, na hanome baiko avy Aminy, ka hahatonga azy ireo hanenina tamin’izay nafeniny tao amin’ny tenany.
53وَيَقُولُ الَّذِينَ آمَنُوا أَهَٰؤُلَاءِ الَّذِينَ أَقْسَمُوا بِاللَّهِ جَهْدَ أَيْمَانِهِمْ ۙ إِنَّهُمْ لَمَعَكُمْ ۚ حَبِطَتْ أَعْمَالُهُمْ فَأَصْبَحُوا خَاسِرِينَ
Ary hiteny ireo mpino hoe: ”Moa ve izy ireo no nianiana tamin’I Allah nihizingizina amin’ny heriny rehetra, fa miaraka aminareo tokoa izy ireo?”. Ho foana tanteraka anefa ny asan’izy ireo, ka ho lasa maty antoka izy ireo.
54يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا مَن يَرْتَدَّ مِنكُمْ عَن دِينِهِ فَسَوْفَ يَأْتِي اللَّهُ بِقَوْمٍ يُحِبُّهُمْ وَيُحِبُّونَهُ أَذِلَّةٍ عَلَى الْمُؤْمِنِينَ أَعِزَّةٍ عَلَى الْكَافِرِينَ يُجَاهِدُونَ فِي سَبِيلِ اللَّهِ وَلَا يَخَافُونَ لَوْمَةَ لَائِمٍ ۚ ذَٰلِكَ فَضْلُ اللَّهِ يُؤْتِيهِ مَن يَشَاءُ ۚ وَاللَّهُ وَاسِعٌ عَلِيمٌ
O ianareo mpino! Izay miverin-dalana amin’ny finoany aminareo dia hitondran’I Allah vahoaka izay tiany sady tia Azy, manetri-tena eo anatrehan’ireo mpino, ary maneho ny heriny eo anatrehan’ireo tsy mpino, manao ezaka amin’ny lalan’I Allah izy ireo, ary tsy matahotra ny tsiny avy amin’ny mpanome tsiny. Izany dia fahasoavan’I Allah, omeny izay sitrany. Ary Allah dia manerana izao rehetra izao sy mahalala ny zava-drehetra.
Al-MaidahFizahan-takila Koraña
120Andininy
MedinanRevelation
52Andininy

Fandikana — Al-Maidah 52

Surah Al-Maidah Andininy 52 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ka ho hitanao ireo izay manana aretina ao am-pony mihazakazaka…

Surah Andininy 52/120 — Al-Maidah المائدة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Maidah Henoy, Al-Maidah Fandikana, Al-Maidah mp3, Al-Maidah pdf. Andininy 50–54. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers