Al-Maidah · 51/120
Fandikana Fanononana — Al-Maidah
۞ يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا لَا تَتَّخِذُوا الْيَهُودَ وَالنَّصَارَىٰ أَوْلِيَاءَ ۘ بَعْضُهُمْ أَوْلِيَاءُ بَعْضٍ ۚ وَمَن يَتَوَلَّهُم مِّنكُمْ فَإِنَّهُ مِنْهُمْ ۗ إِنَّ اللَّهَ لَا يَهْدِي الْقَوْمَ الظَّالِمِينَ ٥١
Transliteration
Yaaa aiyuhal lazeena aamanoo laa tattakhizul Yahooda wan nasaaraaa awliyaaa`; ba`duhum awliyaaa`u ba`d; wa mai yatawallahum minkum fa innahoo minhum; innal laaha laa yahdil qawmaz zaalimeen
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
O ianareo mpino! Aza mandray ireo jiosy sy kristianina ho mpiahy ianareo, izy ireo dia samy mifampiahy, ary izay maka azy ireo ho mpiahy aminareo dia efa namany. Tena marina fa Allah dia tsy mitari-dalana ny vahoaka mpanao ny tsy rariny.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 49-53 — Al-Maidah
49وَأَنِ احْكُم بَيْنَهُم بِمَا أَنزَلَ اللَّهُ وَلَا تَتَّبِعْ أَهْوَاءَهُمْ وَاحْذَرْهُمْ أَن يَفْتِنُوكَ عَن بَعْضِ مَا أَنزَلَ اللَّهُ إِلَيْكَ ۖ فَإِن تَوَلَّوْا فَاعْلَمْ أَنَّمَا يُرِيدُ اللَّهُ أَن يُصِيبَهُم بِبَعْضِ ذُنُوبِهِمْ ۗ وَإِنَّ كَثِيرًا مِّنَ النَّاسِ لَفَاسِقُونَ
Koa mitsarà ny amin’izy ireo arak’izay nampidinin’I Allah. Ary aza manaraka ny sitrapon’izy ireo ianao ary mitandrema amin’izy ireo ianao mba tsy hampanalavitra anao amin’ny ampahan’ny fanambarana izay nampidinin’I Allah taminao. Fa raha mitodi-damosina izy ireo dia fantaro fa tena tian’I Allah ny hanasazy azy ireo noho ny sasan-tsasany amin’ny fahotan’izy ireo. Ary tena marina fa maro amin’ny olombelona no tena mpanao ratsy.
50أَفَحُكْمَ الْجَاهِلِيَّةِ يَبْغُونَ ۚ وَمَنْ أَحْسَنُ مِنَ اللَّهِ حُكْمًا لِّقَوْمٍ يُوقِنُونَ
Moa ve ny fitsarana tamin’ny andron’ny habadoana no tadiavin’izy ireo? Ary iza no manao fitsarana mendrika noho Allah, ho an’ireo vahoaka feno fitokisana?
51۞ يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا لَا تَتَّخِذُوا الْيَهُودَ وَالنَّصَارَىٰ أَوْلِيَاءَ ۘ بَعْضُهُمْ أَوْلِيَاءُ بَعْضٍ ۚ وَمَن يَتَوَلَّهُم مِّنكُمْ فَإِنَّهُ مِنْهُمْ ۗ إِنَّ اللَّهَ لَا يَهْدِي الْقَوْمَ الظَّالِمِينَ
O ianareo mpino! Aza mandray ireo jiosy sy kristianina ho mpiahy ianareo, izy ireo dia samy mifampiahy, ary izay maka azy ireo ho mpiahy aminareo dia efa namany. Tena marina fa Allah dia tsy mitari-dalana ny vahoaka mpanao ny tsy rariny.
52فَتَرَى الَّذِينَ فِي قُلُوبِهِم مَّرَضٌ يُسَارِعُونَ فِيهِمْ يَقُولُونَ نَخْشَىٰ أَن تُصِيبَنَا دَائِرَةٌ ۚ فَعَسَى اللَّهُ أَن يَأْتِيَ بِالْفَتْحِ أَوْ أَمْرٍ مِّنْ عِندِهِ فَيُصْبِحُوا عَلَىٰ مَا أَسَرُّوا فِي أَنفُسِهِمْ نَادِمِينَ
Ka ho hitanao ireo izay manana aretina ao am-pony mihazakazaka mankany amin’izy ireo sy miteny hoe:”Matahotra izahay sao hivadika aty aminay ny ratsy”. Ka angamba I Allah hanome fandresena, na hanome baiko avy Aminy, ka hahatonga azy ireo hanenina tamin’izay nafeniny tao amin’ny tenany.
53وَيَقُولُ الَّذِينَ آمَنُوا أَهَٰؤُلَاءِ الَّذِينَ أَقْسَمُوا بِاللَّهِ جَهْدَ أَيْمَانِهِمْ ۙ إِنَّهُمْ لَمَعَكُمْ ۚ حَبِطَتْ أَعْمَالُهُمْ فَأَصْبَحُوا خَاسِرِينَ
Ary hiteny ireo mpino hoe: ”Moa ve izy ireo no nianiana tamin’I Allah nihizingizina amin’ny heriny rehetra, fa miaraka aminareo tokoa izy ireo?”. Ho foana tanteraka anefa ny asan’izy ireo, ka ho lasa maty antoka izy ireo.
Al-MaidahFizahan-takila Koraña
120Andininy
MedinanRevelation
51Andininy
Fandikana — Al-Maidah 51
Surah Al-Maidah Andininy 51 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : O ianareo mpino! Aza mandray ireo jiosy sy kristianina ho…Surah Andininy 51/120 — Al-Maidah المائدة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Maidah Henoy, Al-Maidah Fandikana, Al-Maidah mp3, Al-Maidah pdf. Andininy 49–53. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








