Al-Hadid · 9/29
Fandikana Fanononana — Surah Al-Hadid
هُوَ الَّذِي يُنَزِّلُ عَلَىٰ عَبْدِهِ آيَاتٍ بَيِّنَاتٍ لِّيُخْرِجَكُم مِّنَ الظُّلُمَاتِ إِلَى النُّورِ ۚ وَإِنَّ اللَّهَ بِكُمْ لَرَءُوفٌ رَّحِيمٌ ۝٩
Huwal lazee yunazzilu `alaa `abdiheee Aayaatim baiyinaatil liyukhrijakum minaz zulumaati ilan noor; wa innal laaha bikum la Ra`oofur Raheem
📖 Dikany Malagasy
Izy no mampidina ireo andininy mazava amin’ilay mpanompony, mba hamoahany anareo avy ao amin’ny haizina ho ao amin’ny hazavana; ary hamafisina fa be fangorahana aminareo Allah sady be indra fo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 7-11 — Surah Al-Hadid

7آمِنُوا بِاللَّهِ وَرَسُولِهِ وَأَنفِقُوا مِمَّا جَعَلَكُم مُّسْتَخْلَفِينَ فِيهِ ۖ فَالَّذِينَ آمَنُوا مِنكُمْ وَأَنفَقُوا لَهُمْ أَجْرٌ كَبِيرٌ
Aoka ianareo hino an’I Allah sy ny irany, ary manaova fandaniana amin’izay nomeny ho tantaninareo. Fa izay mino aminareo, ka manao fandaniana, dia hahazo valisoa lehibe.
8وَمَا لَكُمْ لَا تُؤْمِنُونَ بِاللَّهِ ۙ وَالرَّسُولُ يَدْعُوكُمْ لِتُؤْمِنُوا بِرَبِّكُمْ وَقَدْ أَخَذَ مِيثَاقَكُمْ إِن كُنتُم مُّؤْمِنِينَ
Ary raha hino na tsy hino ianareo an’I Allah, nefa miantso anareo hino ny Tomponareo ilay iraka ? Eny, efa noraisin’I Allah ny fanekenareo, raha mino tokoa ianareo.
9هُوَ الَّذِي يُنَزِّلُ عَلَىٰ عَبْدِهِ آيَاتٍ بَيِّنَاتٍ لِّيُخْرِجَكُم مِّنَ الظُّلُمَاتِ إِلَى النُّورِ ۚ وَإِنَّ اللَّهَ بِكُمْ لَرَءُوفٌ رَّحِيمٌ
Izy no mampidina ireo andininy mazava amin’ilay mpanompony, mba hamoahany anareo avy ao amin’ny haizina ho ao amin’ny hazavana; ary hamafisina fa be fangorahana aminareo Allah sady be indra fo.
10وَمَا لَكُمْ أَلَّا تُنفِقُوا فِي سَبِيلِ اللَّهِ وَلِلَّهِ مِيرَاثُ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ ۚ لَا يَسْتَوِي مِنكُم مَّنْ أَنفَقَ مِن قَبْلِ الْفَتْحِ وَقَاتَلَ ۚ أُولَٰئِكَ أَعْظَمُ دَرَجَةً مِّنَ الَّذِينَ أَنفَقُوا مِن بَعْدُ وَقَاتَلُوا ۚ وَكُلًّا وَعَدَ اللَّهُ الْحُسْنَىٰ ۚ وَاللَّهُ بِمَا تَعْمَلُونَ خَبِيرٌ
Fa inona no tsy anaovanareo fandaniana amin’ny lalan’I Allah, nefa an’I Allah ny fandovana ny lanitra sy ny tany ? Tsy azo ampitahaina anefa izay nanome ny fananany, sy izay niady talohan’ny fandresena, ambony toerana kokoa izy ireo, noho ireo nanao fandaniana sy niatrika ny ady taoriana. Na izany aza, nampanantena valisoa ho an’ny tsirairay Allah, fa mahafantatra izay ataonareo Izy.
11مَّن ذَا الَّذِي يُقْرِضُ اللَّهَ قَرْضًا حَسَنًا فَيُضَاعِفَهُ لَهُ وَلَهُ أَجْرٌ كَرِيمٌ
Izay nanao fampindramana tsara tamin’I Allah an-tsitsa-po, dia hampitomboin’I Allah izany, ka hahazo valisoa sesehena izy.
Al-HadidFizahan-takila Koraña
29Andininy
MedinanRevelation
9Andininy

Fandikana — Al-Hadid 9

Surah Al-Hadid Andininy 9 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Izy no mampidina ireo andininy mazava amin’ilay mpanompony, mba hamoahany…

Surah Andininy 9/29 — Surah Al-Hadid الحديد (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Hadid Henoy, Surah Al-Hadid Fandikana, Surah Al-Hadid mp3, Surah Al-Hadid pdf. Andininy 7–11. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers