Al-Hashr · 20/24
Fandikana Fanononana — Al-Hashr
لَا يَسْتَوِي أَصْحَابُ النَّارِ وَأَصْحَابُ الْجَنَّةِ ۚ أَصْحَابُ الْجَنَّةِ هُمُ الْفَائِزُونَ ٢٠
Transliteration
Laa yastaweee as-haabun naari wa ashaabul jannah; as haabul jannati humul faaa`izoon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Tsy hitovy ireo olon’ny afo, sy ireo olon’ny Paradisa, ireo olon'ny Paradisa no mpandresy.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 18-22 — Al-Hashr
18يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا اتَّقُوا اللَّهَ وَلْتَنظُرْ نَفْسٌ مَّا قَدَّمَتْ لِغَدٍ ۖ وَاتَّقُوا اللَّهَ ۚ إِنَّ اللَّهَ خَبِيرٌ بِمَا تَعْمَلُونَ
Ianareo mpino ! Matahora an’I Allah ianareo. Aoka samy handinika tsara izay nataony ho an’ny rahampitso ny tsirairay ary matahora an’I Allah ianareo, fa mahafantatra tanteraka izay ataonareo Allah.
19وَلَا تَكُونُوا كَالَّذِينَ نَسُوا اللَّهَ فَأَنسَاهُمْ أَنفُسَهُمْ ۚ أُولَٰئِكَ هُمُ الْفَاسِقُونَ
Ary aza manao tahaka ireo izay nanadino an’I Allah, ka nataon’i Allah nanadino ny tenany izy ireo, izy ireny no ratsy fitondran-tena.
20لَا يَسْتَوِي أَصْحَابُ النَّارِ وَأَصْحَابُ الْجَنَّةِ ۚ أَصْحَابُ الْجَنَّةِ هُمُ الْفَائِزُونَ
Tsy hitovy ireo olon’ny afo, sy ireo olon’ny Paradisa, ireo olon'ny Paradisa no mpandresy.
21لَوْ أَنزَلْنَا هَٰذَا الْقُرْآنَ عَلَىٰ جَبَلٍ لَّرَأَيْتَهُ خَاشِعًا مُّتَصَدِّعًا مِّنْ خَشْيَةِ اللَّهِ ۚ وَتِلْكَ الْأَمْثَالُ نَضْرِبُهَا لِلنَّاسِ لَعَلَّهُمْ يَتَفَكَّرُونَ
Raha nampidininay tamina tendrombohitra ity Koroany ity, dia hitanao fa nanetri-tena izy, ka nitresaka nohon'ny tahotra an’I Allah, fa ireny fanoharana ireny, dia ambaranay amin’ny olona mba hieritreretany.
22هُوَ اللَّهُ الَّذِي لَا إِلَٰهَ إِلَّا هُوَ ۖ عَالِمُ الْغَيْبِ وَالشَّهَادَةِ ۖ هُوَ الرَّحْمَٰنُ الرَّحِيمُ
Izy no Allah. Tsy misy tompo hafa, afa-tsy Izy, Ilay mahafantatra ny zava-miafina sy ny hita maso. Izy no ilay be fiantrana, Ilay be indrafo.
Al-HashrFizahan-takila Koraña
24Andininy
MedinanRevelation
20Andininy
Fandikana — Al-Hashr 20
Surah Al-Hashr Andininy 20 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tsy hitovy ireo olon’ny afo, sy ireo olon’ny Paradisa, ireo…Surah Andininy 20/24 — Al-Hashr الحشر (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Hashr Henoy, Al-Hashr Fandikana, Al-Hashr mp3, Al-Hashr pdf. Andininy 18–22. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








