Al-An'am · 165/165
Fandikana Fanononana — Al-An'am
وَهُوَ الَّذِي جَعَلَكُمْ خَلَائِفَ الْأَرْضِ وَرَفَعَ بَعْضَكُمْ فَوْقَ بَعْضٍ دَرَجَاتٍ لِّيَبْلُوَكُمْ فِي مَا آتَاكُمْ ۗ إِنَّ رَبَّكَ سَرِيعُ الْعِقَابِ وَإِنَّهُ لَغَفُورٌ رَّحِيمٌ ١٦٥
Transliteration
Wa Huwal lazee ja`alakum khalaaa`ifal ardi wa rafa`a ba`dakum fawqa ba`din darajaatil liyabluwakum fee maaa aataakum; inna Rabbaka saree`ul `iqaab; wa innahoo la Ghafoorur Raheem
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ary Izy no nanao anareo ho taranaka nifandimby eto an-tany, nampiakatra ny mari-boninahin'ny sasany eo aminareo manoloana ny sasany hafa, mba hitsapany anareo amin’izay nomeny anareo. Marina fa ny Tomponao dia haingam-panasaziana. Ary tena marina fa Izy dia be Famelan-keloka sy be Fiantrana.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 163-165 — Al-An'am
163لَا شَرِيكَ لَهُ ۖ وَبِذَٰلِكَ أُمِرْتُ وَأَنَا أَوَّلُ الْمُسْلِمِينَ
Tsy manana Mpikambana Aminy Izy ! Ary izany no nandidiana ahy ary izaho no voalohany amin’ireo nankato an'I Allah”.
164قُلْ أَغَيْرَ اللَّهِ أَبْغِي رَبًّا وَهُوَ رَبُّ كُلِّ شَيْءٍ ۚ وَلَا تَكْسِبُ كُلُّ نَفْسٍ إِلَّا عَلَيْهَا ۚ وَلَا تَزِرُ وَازِرَةٌ وِزْرَ أُخْرَىٰ ۚ ثُمَّ إِلَىٰ رَبِّكُم مَّرْجِعُكُمْ فَيُنَبِّئُكُم بِمَا كُنتُمْ فِيهِ تَخْتَلِفُونَ
Teneno hoe : “Ankoatran’I Allah ve no tadiaviko ho Tompo, nefa Izy no Tompon’ny zava-drehetra ? Ny tsirairay dia tsy hahazo afa-tsy amin’ny asa izay nataony ihany ary tsy misy na dia iray aza hibaby ny enta-mavesatry ny hafa. Avy eo, any amin’ny Tomponareo no hiverenanareo, ka hambarany aminareo izay zavatra nampifanditra anareo.
165وَهُوَ الَّذِي جَعَلَكُمْ خَلَائِفَ الْأَرْضِ وَرَفَعَ بَعْضَكُمْ فَوْقَ بَعْضٍ دَرَجَاتٍ لِّيَبْلُوَكُمْ فِي مَا آتَاكُمْ ۗ إِنَّ رَبَّكَ سَرِيعُ الْعِقَابِ وَإِنَّهُ لَغَفُورٌ رَّحِيمٌ
Ary Izy no nanao anareo ho taranaka nifandimby eto an-tany, nampiakatra ny mari-boninahin'ny sasany eo aminareo manoloana ny sasany hafa, mba hitsapany anareo amin’izay nomeny anareo. Marina fa ny Tomponao dia haingam-panasaziana. Ary tena marina fa Izy dia be Famelan-keloka sy be Fiantrana.
Al-An'amFizahan-takila Koraña
165Andininy
MeccanRevelation
165Andininy
Fandikana — Al-An'am 165
Surah Al-An'am Andininy 165 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary Izy no nanao anareo ho taranaka nifandimby eto an-tany,…Surah Andininy 165/165 — Al-An'am الأنعام (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-An'am Henoy, Al-An'am Fandikana, Al-An'am mp3, Al-An'am pdf. Andininy 163–165. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








