Al-Mumtahanah · 1/13
Fandikana Fanononana — Al-Mumtahanah
يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا لَا تَتَّخِذُوا عَدُوِّي وَعَدُوَّكُمْ أَوْلِيَاءَ تُلْقُونَ إِلَيْهِم بِالْمَوَدَّةِ وَقَدْ كَفَرُوا بِمَا جَاءَكُم مِّنَ الْحَقِّ يُخْرِجُونَ الرَّسُولَ وَإِيَّاكُمْ ۙ أَن تُؤْمِنُوا بِاللَّهِ رَبِّكُمْ إِن كُنتُمْ خَرَجْتُمْ جِهَادًا فِي سَبِيلِي وَابْتِغَاءَ مَرْضَاتِي ۚ تُسِرُّونَ إِلَيْهِم بِالْمَوَدَّةِ وَأَنَا أَعْلَمُ بِمَا أَخْفَيْتُمْ وَمَا أَعْلَنتُمْ ۚ وَمَن يَفْعَلْهُ مِنكُمْ فَقَدْ ضَلَّ سَوَاءَ السَّبِيلِ ۝١
Yaa ayyuhal lazeena aamanoo laa tattakhizoo `aduwwee wa `aduwaakum awliyaaa`a tulqoona ilaihim bilmawaddati wa qad kafaroo bima jaaa`akum minal haqq, yukhrijoonar Rasoola wa iyyaakum an tu`minoo billaahi rabbikum in kuntum kharajtum jihaadan fee sabeelee wabtighaaa`a mardaatee; tusirroona ilaihim bilma waddati wa ana a`alamu bimaaa akhfaitum wa maaa a`lantum; wa many yaf`alhu minkum faqad dalla sawaaa`as sabeel
📖 Dikany Malagasy
Ianareo mpino ! Aza alaina namana ny fahavaloko sy ny fahavalonareo, ka omenareo fitiavana, satria nolavin’izy ireo izay fahamarinana tonga teo aminareo, noroahany ny iraka, ary koa ianareo, satria mino an’I Allah Ilay Tomponareo ianareo. Raha hivoaka hiatrika ady amin’ny lalako ianareo, ka hitady ny fankasitrahako, dia haneho fitiavana azy mangina va ianareo?Kanefa dia fantatro tanteraka izay afeninareo sy izay ahariharinareo fa izay manao izany aminareo dia mihataka ny lalana mahitsy.
🎧 Henoy

📜 Andininy 1-3 — Al-Mumtahanah

1يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا لَا تَتَّخِذُوا عَدُوِّي وَعَدُوَّكُمْ أَوْلِيَاءَ تُلْقُونَ إِلَيْهِم بِالْمَوَدَّةِ وَقَدْ كَفَرُوا بِمَا جَاءَكُم مِّنَ الْحَقِّ يُخْرِجُونَ الرَّسُولَ وَإِيَّاكُمْ ۙ أَن تُؤْمِنُوا بِاللَّهِ رَبِّكُمْ إِن كُنتُمْ خَرَجْتُمْ جِهَادًا فِي سَبِيلِي وَابْتِغَاءَ مَرْضَاتِي ۚ تُسِرُّونَ إِلَيْهِم بِالْمَوَدَّةِ وَأَنَا أَعْلَمُ بِمَا أَخْفَيْتُمْ وَمَا أَعْلَنتُمْ ۚ وَمَن يَفْعَلْهُ مِنكُمْ فَقَدْ ضَلَّ سَوَاءَ السَّبِيلِ
Ianareo mpino ! Aza alaina namana ny fahavaloko sy ny fahavalonareo, ka omenareo fitiavana, satria nolavin’izy ireo izay fahamarinana tonga teo aminareo, noroahany ny iraka, ary koa ianareo, satria mino an’I Allah Ilay Tomponareo ianareo. Raha hivoaka hiatrika ady amin’ny lalako ianareo, ka hitady ny fankasitrahako, dia haneho fitiavana azy mangina va ianareo?Kanefa dia fantatro tanteraka izay afeninareo sy izay ahariharinareo fa izay manao izany aminareo dia mihataka ny lalana mahitsy.
2إِن يَثْقَفُوكُمْ يَكُونُوا لَكُمْ أَعْدَاءً وَيَبْسُطُوا إِلَيْكُمْ أَيْدِيَهُمْ وَأَلْسِنَتَهُم بِالسُّوءِ وَوَدُّوا لَوْ تَكْفُرُونَ
Raha tena mahafehy anareo izy ireo, dia ho fahavalonareo, ka hanisy ratsy anareo amin’ny tanany sy ny lelany, ary tiany ho lasa tsy mpino ianareo.
3لَن تَنفَعَكُمْ أَرْحَامُكُمْ وَلَا أَوْلَادُكُمْ ۚ يَوْمَ الْقِيَامَةِ يَفْصِلُ بَيْنَكُمْ ۚ وَاللَّهُ بِمَا تَعْمَلُونَ بَصِيرٌ
Tsy misy ilanareo ny mpiray tampo aminareo, na ny zanakareo amin’ny andro fitsanganana. Izy no manapa-kevitra ny aminareo, ary Allah dia mahita izay rehetra ataonareo.
Al-MumtahanahFizahan-takila Koraña
13Andininy
MedinanRevelation
1Andininy

Fandikana — Al-Mumtahanah 1

Surah Al-Mumtahanah Andininy 1 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ianareo mpino ! Aza alaina namana ny fahavaloko sy ny…

Surah Andininy 1/13 — Al-Mumtahanah الممتحنة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Mumtahanah Henoy, Al-Mumtahanah Fandikana, Al-Mumtahanah mp3, Al-Mumtahanah pdf. Andininy 1–3. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers