Al-Mulk · 28/30
Fandikana Fanononana — Al-Mulk
قُلْ أَرَأَيْتُمْ إِنْ أَهْلَكَنِيَ اللَّهُ وَمَن مَّعِيَ أَوْ رَحِمَنَا فَمَن يُجِيرُ الْكَافِرِينَ مِنْ عَذَابٍ أَلِيمٍ ٢٨
Transliteration
Qul ara`aytum in ahlaka niyal laahu wa mam ma`iya aw rahimanaa famai-yujeerul kaafireena min `azaabin aleem
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Dia lazao hoe : " Ahoana ny hevitrareo ? Raha ho vonoin'I Allah aho sy ireo miaraka amiko, na hamindra fo aminay Izy. Fa iza kosa àry no mba hiaro ireo tsy mpino amin'ny famaizana mamirifiry ?"
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 26-30 — Al-Mulk
26قُلْ إِنَّمَا الْعِلْمُ عِندَ اللَّهِ وَإِنَّمَا أَنَا نَذِيرٌ مُّبِينٌ
Valio hoe : "An'I Allah irery ny fahalalana ny amin'izany. Fa izaho dia mpampitandrina mazava ihany no anjarako."
27فَلَمَّا رَأَوْهُ زُلْفَةً سِيئَتْ وُجُوهُ الَّذِينَ كَفَرُوا وَقِيلَ هَٰذَا الَّذِي كُنتُم بِهِ تَدَّعُونَ
Fa rehefa hahita akaiky izy ireo dia ho malok'endrika ireo tsy mpino. Ary dia ambara amin'izy ireo hoe : " Indro Izahay notadiavinareo !"
28قُلْ أَرَأَيْتُمْ إِنْ أَهْلَكَنِيَ اللَّهُ وَمَن مَّعِيَ أَوْ رَحِمَنَا فَمَن يُجِيرُ الْكَافِرِينَ مِنْ عَذَابٍ أَلِيمٍ
Dia lazao hoe : " Ahoana ny hevitrareo ? Raha ho vonoin'I Allah aho sy ireo miaraka amiko, na hamindra fo aminay Izy. Fa iza kosa àry no mba hiaro ireo tsy mpino amin'ny famaizana mamirifiry ?"
29قُلْ هُوَ الرَّحْمَٰنُ آمَنَّا بِهِ وَعَلَيْهِ تَوَكَّلْنَا ۖ فَسَتَعْلَمُونَ مَنْ هُوَ فِي ضَلَالٍ مُّبِينٍ
Lazao hoe: " Izy no Ilay be fiantrana. Mino Azy izahay, ary Izy no ianteheranay. Ho fantatrareo tsy ho ela izay ho any amin'ny fahaverezana tanteraka".
30قُلْ أَرَأَيْتُمْ إِنْ أَصْبَحَ مَاؤُكُمْ غَوْرًا فَمَن يَأْتِيكُم بِمَاءٍ مَّعِينٍ
Lazao hoe : “Fa ahoana ny hevitrareo? Raha milentika any amin’ny farany lalina indrindra any anaty tany ny rano, dia iza àry no hitondra loharano ho anareo?”
Al-MulkFizahan-takila Koraña
30Andininy
MeccanRevelation
28Andininy
Fandikana — Al-Mulk 28
Surah Al-Mulk Andininy 28 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Dia lazao hoe : " Ahoana ny hevitrareo ? Raha…Surah Andininy 28/30 — Al-Mulk الملك (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Mulk Henoy, Al-Mulk Fandikana, Al-Mulk mp3, Al-Mulk pdf. Andininy 26–30. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








