Al-A'raf · 1/206
Fandikana Fanononana — Surah Al-A'raf
المص ۝١
Alif-Laaam-Meeem-Saaad
📖 Dikany Malagasy
Alif, Lam, Mim, Swad,

🎧 Henoy


📜 Andininy 1-3 — Surah Al-A'raf

1المص
Alif, Lam, Mim, Swad,
2كِتَابٌ أُنزِلَ إِلَيْكَ فَلَا يَكُن فِي صَدْرِكَ حَرَجٌ مِّنْهُ لِتُنذِرَ بِهِ وَذِكْرَىٰ لِلْمُؤْمِنِينَ
Ity dia Boky iray nampidinina taminao, ary aoka tsy hisy fisalasalana ny momba izany ao am-ponao, mba hampitandremanao avy amin’ny alalany sy ho fampatsiahivana ho an’ireo mpino.
3اتَّبِعُوا مَا أُنزِلَ إِلَيْكُم مِّن رَّبِّكُمْ وَلَا تَتَّبِعُوا مِن دُونِهِ أَوْلِيَاءَ ۗ قَلِيلًا مَّا تَذَكَّرُونَ
Arahanareo izay nampidinina teo aminareo avy amin’ny Tomponareo, ary aza manaraka Mpiahy hafa ankoatrany ianareo. Nefa kely dia kely ny ahatsiarovanareo.
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
1Andininy

Fandikana — Al-A'raf 1

Surah Al-A'raf Andininy 1 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Alif, Lam, Mim, Swad,

Surah Andininy 1/206 — Surah Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-A'raf Henoy, Surah Al-A'raf Fandikana, Surah Al-A'raf mp3, Surah Al-A'raf pdf. Andininy 1–3. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers