Al-A'raf · 2/206
Fandikana Fanononana — Surah Al-A'raf
كِتَابٌ أُنزِلَ إِلَيْكَ فَلَا يَكُن فِي صَدْرِكَ حَرَجٌ مِّنْهُ لِتُنذِرَ بِهِ وَذِكْرَىٰ لِلْمُؤْمِنِينَ ۝٢
Kitaabun unzila ilaika falaa yakum fee sadrika harajum minhu litunzira bihee wa zikraa lilmu`mineen
📖 Dikany Malagasy
Ity dia Boky iray nampidinina taminao, ary aoka tsy hisy fisalasalana ny momba izany ao am-ponao, mba hampitandremanao avy amin’ny alalany sy ho fampatsiahivana ho an’ireo mpino.

🎧 Henoy


📜 Andininy 1-4 — Surah Al-A'raf

1المص
Alif, Lam, Mim, Swad,
2كِتَابٌ أُنزِلَ إِلَيْكَ فَلَا يَكُن فِي صَدْرِكَ حَرَجٌ مِّنْهُ لِتُنذِرَ بِهِ وَذِكْرَىٰ لِلْمُؤْمِنِينَ
Ity dia Boky iray nampidinina taminao, ary aoka tsy hisy fisalasalana ny momba izany ao am-ponao, mba hampitandremanao avy amin’ny alalany sy ho fampatsiahivana ho an’ireo mpino.
3اتَّبِعُوا مَا أُنزِلَ إِلَيْكُم مِّن رَّبِّكُمْ وَلَا تَتَّبِعُوا مِن دُونِهِ أَوْلِيَاءَ ۗ قَلِيلًا مَّا تَذَكَّرُونَ
Arahanareo izay nampidinina teo aminareo avy amin’ny Tomponareo, ary aza manaraka Mpiahy hafa ankoatrany ianareo. Nefa kely dia kely ny ahatsiarovanareo.
4وَكَم مِّن قَرْيَةٍ أَهْلَكْنَاهَا فَجَاءَهَا بَأْسُنَا بَيَاتًا أَوْ هُمْ قَائِلُونَ
Ary firifiry amin’ny tanàna no nopotehinay ! Tonga taminy tampoka ny fahenjananay tamin’ny alina na koa tamin’ny atoandro rehefa teo am-pialan-tsasatra izy ireo.
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
2Andininy

Fandikana — Al-A'raf 2

Surah Al-A'raf Andininy 2 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ity dia Boky iray nampidinina taminao, ary aoka tsy hisy…

Surah Andininy 2/206 — Surah Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-A'raf Henoy, Surah Al-A'raf Fandikana, Surah Al-A'raf mp3, Surah Al-A'raf pdf. Andininy 1–4. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 21, 2026

Don't forget us in your sincere prayers