Al-Mursalat · 8/50
Fandikana Fanononana — Al-Mursalat
فَإِذَا النُّجُومُ طُمِسَتْ ۝٨
Fa izam nujoomu tumisat
📖 Dikany Malagasy
Rahoviana àry vao ho voafafa ireo kintana,
🎧 Henoy

📜 Andininy 6-10 — Al-Mursalat

6عُذْرًا أَوْ نُذْرًا
ho fialan-tsiny, na ho fampitandremana !
7إِنَّمَا تُوعَدُونَ لَوَاقِعٌ
fa tsy azo ialana izay nampanantenana anareo.
8فَإِذَا النُّجُومُ طُمِسَتْ
Rahoviana àry vao ho voafafa ireo kintana,
9وَإِذَا السَّمَاءُ فُرِجَتْ
ary hitriatra ny lanitra ?
10وَإِذَا الْجِبَالُ نُسِفَتْ
ka ho levona ireo tendrombohitra.
Al-MursalatFizahan-takila Koraña
50Andininy
MeccanRevelation
8Andininy

Fandikana — Al-Mursalat 8

Surah Al-Mursalat Andininy 8 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Rahoviana àry vao ho voafafa ireo kintana,

Surah Andininy 8/50 — Al-Mursalat المرسلات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Mursalat Henoy, Al-Mursalat Fandikana, Al-Mursalat mp3, Al-Mursalat pdf. Andininy 6–10. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers